Atomic Food

Atomic Food Service traiteur
Restaurant - Snack - Karaoké

Salama daholo ohhh🤩Ela ela ndray isika tsy nitafatafa😁Etoana Dia mankasitraka hatrany ireo izay efa nandalo nanandrana n...
03/04/2024

Salama daholo ohhh🤩

Ela ela ndray isika tsy nitafatafa😁
Etoana Dia mankasitraka hatrany ireo izay efa nandalo nanandrana ny sakafo tato amin'ny Atomic Food😍
Hatreto aloha Mbola tsy nisy ny tsy afa-po Ary maro bé no efa lasa clients fidèles mihitsy😍
Mankasitraka bé Dia bé anareo Dia manantena ny hifankahita aminareo foana izahay🥹

Aza adino fa misokatra foana isika 7j/7 anhh☺️
Misy karaoké foana ihany KO isakin'ny après-midi manomboka amin'ny 14h🥹🤩

Misokatra manomboka amin'ny 9ora maraina hatramin'ny 20h ny restaurant🥹

Manasa hatrany ireo izay Mbola tsy nanandrana handalo fa Mbola tsy nisy oa ny nody maina 😁

Izahay dia mampanantena sakafo matsiro sy mandray anareo am-pitsikiana hatrany😍😋

Iza avy ilay vehivavy tia misakafo bé ireny??😋😋'Ndao hilalao dia mahazo sakafo gratuit ato amin'ny Atomic Food ehh🤩🤩Efa ...
21/02/2024

Iza avy ilay vehivavy tia misakafo bé ireny??😋😋
'Ndao hilalao dia mahazo sakafo gratuit ato amin'ny Atomic Food ehh🤩🤩

Efa akaiky zao ny 8 mars izay ankalazana ny fetin'ny vehivavy🥰 Sady andro zoma anie eh😱 Sa nareo tsy mba te hanao zoma magnifique kely amin'io ry vehivavy isany?🤩

Zao avy ny conditions du jeu aryy😋
✓ manao j'aime ny page 👍
✓ manao partage en "PUBLIC" ity publication ity 💫
✓ alefaso ao amin'ny commentaire ny sarinao izay tsara indrindra ho hitan'ny olona ny fahamanjan'izany vehivavy malagasy izany😍
✓ mentionnéo ireo namanao hilalao sy hanisy réaction amin'ilay sary manja beee😋😍

👉 Izay sary be réaction indrindra no mahazo Ilay loka😋😋
👉 Ny fisarihana Dia atao ny Alarobia 06 Martsa 2024🥰🥰

Inona ary ny loka oeee? 🥁🥁

Mahazo misafidy sakafo 1 ao amin'ny menu + jus naturel ny Zoma 08 Martsa🤤😋 Miam miam bé eeeh??😍😍😍

Heyyyy aza adino fa misy karaoké ao amin'io zoma io anhhh😋 taomy daholo ny akama sy ny fianakam's rehetra🤗🤗

Tairo tairo Ary ehhh🤩🤩🤩

Hey hey hey🚨🚨La saint Valentin approche de bout en bout😍Vous voulez impressionner et faire plaisir votre âme sœur, votre...
10/02/2024

Hey hey hey🚨🚨
La saint Valentin approche de bout en bout😍

Vous voulez impressionner et faire plaisir votre âme sœur, votre best Friend, vos parents, vos siblings, ou disons juste votre favorite person??😋❤️‍🔥

Profitez de nos offres pour la célébration de la saint Valentin 😋
👉 Menu spécial saint Valentin pour SEULEMENT 37.000Ar😍 :
😋soupe des amoureux 🍜
😋duo de poulet et paupiettes de zébu 🍱
😋hanitriniala pour le dessert 🥮🍨

👉Votre table sera bien décorée selon le thème ❤️AMOUR❤️ C'est pourquoi cette offre est uniquement sous réservation jusqu'au 13 février pour préparation 🥳

👉 KARAOKÉ et animation DJ 🤩🎤🎶 Aïe aïe aïe 🤤 ça sent le festin non??😋😍 Votre personne préférée est une personne qui adore chanter n'est-ce pas???😋 Et biennn qu'attendez-vous?? Réserver votre table dès maintenant😋 (Le karaoké est gratuit ne vous inquiétez passs🤩)

👉 Un cadeau gratuit pour toutes personnes ayant passé la réservation❤️‍🔥🎁

Nos menus quotidiens seront toujours disponibles aussi🥰

À très bientôt les amiiissss😍😍😍

Faly miarahaba anao izahay ato amin'ny Atomic Food 🤩🥰Izahay dia restaurant -snack-karaoké  vaovao eto Anosizato Andrefan...
02/02/2024

Faly miarahaba anao izahay ato amin'ny Atomic Food 🤩🥰

Izahay dia restaurant -snack-karaoké vaovao eto Anosizato Andrefana.🍲🎤🤩

Izahay ihany koa dia manao service traiteur ho an'ireo karazana fety rehetra toy ny baptême, anniversaire, fiançailles, mariage,...😋🎊

Koa dia fifaliana ho anay ary ny manasa anao hanandrana ny sakafo mafilotra dia mafilotra ato aminay😋🍜
Ho hitanao ao amin'ireo sary manaraka ireo ny karazana menu hatolotray anareo sy ny patipatin'izany sakafo Atomic izany ato amin'ny local😋😍

Address

Anosizato Andrefana à 20m Du Station Shell ( Juste Devant L'arrêt Bus)
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:30 - 19:00
Sunday 08:30 - 19:00

Telephone

+261322114162

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Atomic Food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category