Studio Kalokanto

Studio Kalokanto Studio Kalokanto Andraisoro
Studio de Répétition à Ar 10 000/h
et Prise de son à Ar 10 000/h A 100 m FJKM Andraisoro Kristy Fehizoro

28/03/2026
" Hihira ho an'i Jehovah aho satria nanisy soa ahy Izy " Salamo 13: 6Misy fiarahana omanina ? Entre mpinamana , mpiara-m...
28/03/2026

" Hihira ho an'i Jehovah aho satria nanisy soa ahy Izy " Salamo 13: 6

Misy fiarahana omanina ? Entre mpinamana , mpiara-miasa, fianakaviana...Sa formation ? Fety? fivoriana ...Latsaky ny ‼️40 à 50 personnes‼️ ? Kely budget ? Te hampiasa sono complets ? Tsy lavitra ville, amoron-dàlana. Akaikin'Andraisoro, Mahazo, Ankatso, Ampasampito, Mausolée, Ambatomaro ...
Studio Kalokanto mety tsara. Tongava fa prix de lancement 🔛 sady prix d'amis anie e 🥰🥰
Mampanofa salle koa izahay miaraka amin'ny tokotany kely :
- Salle vide 150.000 Ar /jour
- Salle avec table et chaise : 200.000ar /jour (plus de 3 jours), 250.000ar/jour ( 1 ou 2 jours)
- Sonorisation avec instruments complets : 200.000ar fotsiny 😍😍 raha ato amin'ny grande salle-nay dia efa raikitra ny live e 🤩🤩
- Mbola mihena 10.000ar ireo raha mpikambana anaty Sampana na manana zara fanompoana ao amin'ny FJKM Andraisoro Kristy Fehizoro ianao tompon-danonana 😇😇
Aia koa rô ahitaaaa?? 🙈 🤣🤣Mba zarao e!
Hiara-hivoatra amin'ny Kalokanto isika 🥰🥰

27/03/2026

Zoma mahafinaritra 🥰. Misokatra androany ny Studio Kalokanto rahampitso no efa voafandrika.

Sonorisation Studio Kalokanto  sequence androany alarobia. Raha mila sonorisation ianareo dia afaka miantso ny laharana ...
03/12/2025

Sonorisation Studio Kalokanto sequence androany alarobia.
Raha mila sonorisation ianareo dia afaka miantso ny laharana 0345446400 na mp page Studio Kalokanto

Sonorisation Studio Kalokanto  sequence ato amin'ny Espace Njiva Ambohimangakely. Raha mila soorisation ianareo dia eto ...
08/11/2025

Sonorisation Studio Kalokanto sequence ato amin'ny Espace Njiva Ambohimangakely.
Raha mila soorisation ianareo dia eto foana izahay e! Contact 0345446400

Sonorisation Studio Kalokanto androany taty amin'ny FJKM  Mahatoky FenoarivoMisaotra ny Amboaram-peo Maritiora Filadelfi...
19/10/2025

Sonorisation Studio Kalokanto androany taty amin'ny FJKM Mahatoky Fenoarivo
Misaotra ny Amboaram-peo Maritiora Filadelfia hatrany amin'ny fahatokisana.
Raha mila sonorisation ianareo ity ny Numero 0345446400. Misaotra tompoko

Dia mbola misaotra anareo HFNJ.mr nahatoky ny Studio Kalokanto anio.Sonorisation ato amin'ny hotel PanoramaIty ny contac...
02/08/2025

Dia mbola misaotra anareo HFNJ.mr nahatoky ny Studio Kalokanto anio.
Sonorisation ato amin'ny hotel Panorama
Ity ny contact hoan'izay hiara hiasa aminay 0345446400

Address

Andraisoro ( Arrêt Bus Tanimalalaka Tamboho Gasy )
Antananarivo

Telephone

+261345446400

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Studio Kalokanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Studio Kalokanto:

Share