La Divine

La Divine Tia mihira Tia mozika
Auteur & Compositeur
Abonnez -vous 🙏 Auteur et compositeur

21/06/2026

Arabaina daholy ny Dada rehetra 🥰
Nahatratra izao fetinareo izao💝
ho ela velona âne ianareo🥺🥹💝

09/06/2026

TITRE : " DADA "🥰🥹
Groupe :La Divine
A/C:Fanirisoa Rafalimanana/ Fanir'iantsu Hasnah
Remerciement: Studio Vibes Stef
Vidéo: MI production
Atolotra hoan'i Dada des pères 😘💝

05/06/2026

Extrait"Dada"🥹🥰
Iza no efa vonona ny hiaino?raha tinao de partageo fa ho avokatsika rapitso☺️🥺
De mba asao ny namana i abonné n page🙃

Efa hoavy indray Zao ny fetin'ny Ray🥹🥰Ka ho avokanay  ilay clip "DADA"🥰Tolorantsika hira mamy be dada sa oe aon🥹☺️?
05/06/2026

Efa hoavy indray Zao ny fetin'ny Ray🥹🥰
Ka ho avokanay ilay clip "DADA"🥰
Tolorantsika hira mamy be dada sa oe aon🥹☺️?

01/06/2026

Tena hoe hafa mintsy wa Neny😍
Na de efa fetiny aza de izy fona no tsy maintsy mikarakara ao😁☺❤❤
Mamy kely🤗

31/05/2026

Hiranay mamy kely atolotray hoan'ny Neny rehetra🥰🥹
Samy ho tahin'Andriamanitra daholy ny reny rehetra de ho ho ela velona sy ho lava Andro iainana🥳😘

Karazana STYLE   Vocale😍🎙🎤 1. Voix claire (feo mazava)Feo madio, tsy miovaova beMatetika ampiasaina amin’ny hira malefak...
28/03/2026

Karazana STYLE Vocale😍🎙

🎤 1. Voix claire (feo mazava)
Feo madio, tsy miovaova be
Matetika ampiasaina amin’ny hira malefaka na romantique
👉 Oh: hira slow, gospel

🎶 2. Voix rauque (feo somary marokoroko)
Feo misy “grain”, somary mikitroka
Manome feeling mafy sy lalina
👉 Matetika amin’ny rock na blues

🎼 3. Voix douce (feo malefaka)
Feo tony, mora henona
Mampitony saina
👉 Hira love na berceuse

🔥 4. Voix puissante (feo matanjaka)
Feo avo sy be hery
Mety amin’ny hira lehibe (power songs)
👉 Gospel, pop lehibe

🎧 5. Voix nasale (feo avy amin’ny orona kely)
Feo misy tsiro “nasal”
Indraindray manome style miavaka

🎵 6. Falsetto
Feo avo be, toa manify
Ampiasaina rehefa miakatra note avo
👉 Oh: mpihira R&B, pop

🎙️ 7. Belting
Fihirana mafy sy avo, tena misy puissance
Matetika amin’ny refrain lehibe

🎤 8. Rap / spoken style
Tsy dia mihira loatra fa miteny amin’ny rythme 👉 Hip-hop

🎶 9. Vibrato
Feo mihozongozona kely rehefa mitazona note
Manampy “feeling” sy hatsarana

👉 Zava-dehibe: Ny mpihira iray dia afaka mampifangaro style maro (oh: voix douce + vibrato + falsetto).

(Jereo sody misy ny stylan'ny feonao😉)

26/03/2026

Coucou🥹👋
Tena efa ela be tsika tsy nihaona ka noh izany de anolotra cover mamy kely hoanareo ndray izahay😘🥰
Ho fifankaherezantsika😊
"Zay angatahiko"
jacqueline

23/03/2026

mba mangataka réaction 🥺❤️🙏

Ohabolana 18:22😍“Izay mahazo vady dia mahazo zava-tsoa ary mahazo fitia avy amin’i Jehovah.”Arabaina nareo roa kely❤Mira...
31/12/2025

Ohabolana 18:22😍
“Izay mahazo vady dia mahazo zava-tsoa ary mahazo fitia avy amin’i Jehovah.”
Arabaina nareo roa kely❤
Mirary tokan-trano sambatra ho anareo ry Tsiory Rän Sy Fanir'iantsu Hasnah 😘
Ho tahin'Andriamanitra anê ianareo roa😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Divine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category