19/02/2026
Zay le fitiavana e
Matetika ny tinao tsy tianao .
Atao ahoana e,Izay tia adala,de tsy mety miala de misisika.
Tsy tsaroana intsony na de miditra risika.
Mahafoy ny retraretra de miinsiste fôna .
Miafy na dia tsampa mande Ila Ilay fitiavana.
Izay tia de miafy nefa enao nasiny rafy.
De eo Ilay fotoana mafy sy marary indrindra.
Mahakivy mahaketraka mahalavo ny famindra.
Courage 😁