Ilay kintan' ny hazavana

Ilay kintan' ny hazavana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ilay kintan' ny hazavana, Art, Antananarivo.

ALAKAMISY HO AVY IZAO fandrohitam-bola Mialohan' ny atory, atao amin' ny  toerana avo raha mety. -Vera misy rano -vola v...
28/07/2026

ALAKAMISY HO AVY IZAO

fandrohitam-bola
Mialohan' ny atory, atao amin' ny toerana avo raha mety.
-Vera misy rano
-vola vy
toerana asiana azy, atao taratry ny volana mandramaraina.

-Alaina ny rano amin' ny vera, atao anaty rano handroana
-alaina ny vola vy, atao anaty porte feuille.
Izay dia vita

Mirary herin' andro mahafinaritra ho an-tsika tsirairay avy, ny andon' ny lanitra sy ny tsiron' ny tany anie hirotsaka a...
27/07/2026

Mirary herin' andro mahafinaritra ho an-tsika tsirairay avy, ny andon' ny lanitra sy ny tsiron' ny tany anie hirotsaka amin-tsika isan' andro

26/07/2026

mirary alahady mahafinaritra ho anao

VOLA VOLA VOLA VOLA VOLA tsy atahorana ny manao azy ity Mamerina ny fanambinana ara bolanao:-Hosory tantely isamaraina n...
24/07/2026

VOLA VOLA VOLA VOLA VOLA

tsy atahorana ny manao azy ity Mamerina ny fanambinana ara bolanao:

-Hosory tantely isamaraina ny ratsantanana sy ny felatanana
-Avelao mandritry ny atsasakadiny.
-Ataovy mandritry ny 5 Andro misesy.
-mahavara manome ankizy mpangataka, ataovy amin' ny fo.
-rehefa tapitra ny 5 andro, dia mihato Kely mandritry ny 5 Andro indray. Tohizana 5 Andro manaraka indray, mandrapiverin' ny fanambinana.
Mirary soa

22/07/2026

Un grand merci Ă  mes nouveaux followers ! Razafimahatratra Mamisoa Anthony, Youssouf Arnaud, Jacky Rakoto, Misakely Misakely

Izaho ilay maditra amin' ny rariny. Teny iray izay ahitana ny toetra tsy manaiky lembenana. manana ny heviny tsy azo hoz...
21/07/2026

Izaho ilay maditra amin' ny rariny.

Teny iray izay ahitana ny toetra tsy manaiky lembenana. manana ny heviny tsy azo hozongozonina. Izany hoe mijoro tsara ny hazon-damosina
RAKOTOMADITRA

inona Ilay manahirana !?FANDROHITAM-BOLA 3 Andro misesy mialohan' ny FENOMANANA sokafy ny porte feuille anao Ary ataovy ...
14/07/2026

inona Ilay manahirana !?
FANDROHITAM-BOLA

3 Andro misesy mialohan' ny FENOMANANA
sokafy ny porte feuille anao Ary ataovy amin' ny toerana taratry ny volana Amin Alina. apetraho mialohan' ny Alina Ary alaina ny ampitso maraina.
asio vola ao anatiny avy eo. mandehana miantsena Ary ividiano Zavatra Ilay vola natao tao anatiny. Rehefa Tonga ny alina faharoa amin' ny fanaovana azy dia ataovy toy izay hatrany, mandrapahatapitry ny 3 Andro misesy

13/07/2026

MBA tsy ahalany ny volanao dia asio ambiny foana anaty fitoeram-bola

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilay kintan' ny hazavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category