04/08/2026
Salama e !
Te hifehy n'y Rarin-tsaina sy hanatsara n'y fahasalamanao vé ianao?
Tsy n'y hery ivelany ihany no hery fa n'y hery anaty mampifandray n'y vatana sy n'y saina
Tsy hai- ady masiaka na fizika mety handany hery fotsiny ity ; fa fianarana nentim- paharazana avy amin'ireo mpampianatra lehibe( tahaka an'i Master DongHaiChuan)
Mampianatra anao ny
Tai chi chuan& Bagua Zhang
fandrindrana ny fifohana rivotra sy fanalana n'y Rarin-tsaina fanaovana relaxation sns
tsiambaratelo'ny Dian-tongotra mihodina boribory sy n'y fihetsika mirindra
Qi Gong& Méditation:
Fikoloana ny angovon'ny vatana fandaminana n'y fofnaina
Filozofia sy n'y fanandroana Sinoa
Fiananarana n'y fomba fiatrehana n'y ady sy n'y fiovana eo amin'ny fiainana
Nataon ho an'ny olona rehetra lehibe tanora ankizy efa mahay mihaino sy mandray resaka tsara n'y olona tia fahasalamanao sy ho Tony saina
Afaka manatona anay ianao na olon-tsotra na fikambanana na toeram- piasana afaka miantso ny
0340121017- 0326257911
Tsy mila toe- vatana hoe tena mpanao sport fizika fa rehefa vonona fotsiny ianao dia lasa isika mankasitraka e😍