02/08/2026
Table à manger et chaises 🥰 Fandrina boîtier vidiny 300.000Ar 😍 Ny table dispo 6 place ,8 place . Vidiny mora hatrany fa mpandrafitra mihintsy izahay ☺️. Efa ireo @ sary ireo ny vidiny . Mp 034 65 705 97 , 🚛afaka manao livraison à domicile izahay ( livré vao mando vola rehetra) aza misalasala Ary miantso☎️