Tahina patis'soa

Tahina patis'soa Achat et formation presentielle & en ligne

Salama daholo,Ela2 Kely fa Tena tototrin'ny asa e😍Mankasitraka foana ❤️🔥Izara Asa vita sy ity cours particulier ity
01/09/2026

Salama daholo,
Ela2 Kely fa Tena tototrin'ny asa e😍
Mankasitraka foana ❤️🔥
Izara Asa vita sy ity cours particulier ity

Efa afaka mandray anareo maniry ny handrato fahalalana aty amiko amin'izay o❤️Ialana tsiny ny fotoana lava2 fa tao anaty...
18/08/2026

Efa afaka mandray anareo maniry ny handrato fahalalana aty amiko amin'izay o❤️

Ialana tsiny ny fotoana lava2 fa tao anaty fanamboarana

🫴 Cours particulier iany aloha no azoko atolotra nohon'ny antony manokana 🙏

🫴 Ingredients 2 mahavita izay zavatra tianao ianarana no aloa +15000ar sarany fampianarana isan'andro
🪷 Manao pratique aho de mijery tsara ianao
Manao pratique irery ianao avy eo
Ka izay zavatra vitanao dia entinao mody

Exemple : Gâteau zao 4pers no atao
16000ar eo ny ingredients 1
32000ar zany ny ingredients 2
De izay no miampy 15000ar
Zany oe raha ianatra gâteau zany ianao dia
47000ar no aloanao
Mitondra gâteau 4prs vitanao mody ianao avy eo

Tena fanapiana 💪✨

Koa raha liana ianao de midira mp
Maka ny devis an'izay zavatra tianao ianarana
Sy mamandrika izay date mety aminao ankoatr'i ny sabotsy

Alefako ao amin'ny ny cours particulier efa natao

Mbola aty aminay iany aloha fa mbola tsy afaka mi déplace 🙏

   #31716 abonnées 🫂🫶💝 3 taona nijoroana Tahina patis'soaFeno loatra ny f❤️, faly Tena faly💝 Misaotra an'Andriamanitra i...
15/08/2026




#31716 abonnées 🫂🫶💝

3 taona nijoroana Tahina patis'soa
Feno loatra ny f❤️, faly Tena faly
💝 Misaotra an'Andriamanitra izay nanome ny talenta
💝 Misaotra anareo rehetra Teo foana nanohana sy nahatoky anay

🦾💪 Hiezaka hatrany izahay hanome ny tsara indrindra avy aty aminay ny amin'ny zavatra rehetra omenay 🙏

Cadeau Kely avy aty aminay ho anareo🎁
Trompe l'œil gm 2 ho an'olona 2
Condition Kely :Efa nanjifa zavatra nohanina tato aminay😊, alefa eo amin'ny commentaire ny sary na conversation antsika

Cadeau credit:2000ar ho an'olona 3
Condition jp credit

Cadeau video fianarana olona 3 : video 1 disponible izay tiana 😍
Condition : izay efa nanjifa video tato aminay
Asio capture

Alahady hariva tapitra ny fandraisana anjara
De Lundi avoakako izay nahazo

Ho antsika izay manao tiktok de ity ny compteko dia mbô abonneo 🙏🙏tiktok.com/.patissoaFa izara Asa vita iany koa ❤️Efa h...
09/08/2026

Ho antsika izay manao tiktok de ity ny compteko dia mbô abonneo 🙏🙏

tiktok.com/.patissoa

Fa izara Asa vita iany koa ❤️

Efa hamoaka ilay details amin'ny formation presentielle iany koa za ho anareo liana 😊
Mandray commande foana iany koa

06/08/2026

Ho fanomezana fahafaham-po ho anareo, indrindra ireo keli2 budget sy vitsy antrano dia afaka mandray commande
pour 2pers, 3pers ary 4pers izahay

Ny prix a partir ny 10000ar
Afaka manao livraison na récupération Mahazo enceinte adventiste

😋❤️ Ao anatiny video ny fanazavana 💗

Prestation sakafo indray ity miampy gâteauPour 30pers avy🎂🥗🍲Afaka oe ny entrée fotsiny koa ange ny ataonay e🙂 😋 Mankasit...
05/08/2026

Prestation sakafo indray ity miampy gâteau
Pour 30pers avy🎂🥗🍲

Afaka oe ny entrée fotsiny koa ange ny ataonay e🙂 😋

Mankasitraka hatrany mahatoky ❤️

Mahazaka anniversaire tsara anie ny trompe l'œil e❤️Izara Asa vita de mankasitraka hatrany mahatoky anay o
03/08/2026

Mahazaka anniversaire tsara anie ny trompe l'œil e❤️

Izara Asa vita de mankasitraka hatrany mahatoky anay o

Misy trompe l'œil lasa any   any izay liana oAto aminay koa misy sady misy vao2Ananas, coco, fève de cacaoFraise sy voan...
30/07/2026

Misy trompe l'œil lasa any any izay liana o

Ato aminay koa misy sady misy vao2
Ananas, coco, fève de cacao
Fraise sy voanjo koa
Azela ary fa vitsy Kely ny ato

Afaka mandray commande amin'izay fa compile ny avant 😅❤️

💣 8000ar daholo
Afaka mandray revendeur iany koa raha misy liana ☺️

Izara Asa vita indray aloha ❤️😍Mankasitraka foana mahatoky anay 😗
28/07/2026

Izara Asa vita indray aloha ❤️😍
Mankasitraka foana mahatoky anay 😗

  misaotra anareo rehetra manohana hatrany 😘 ❤️Hiezaka hanome izay tsara hatrany 👍 Misy ity vidéo fanamboarana gâteau in...
21/07/2026

misaotra anareo rehetra manohana hatrany 😘 ❤️
Hiezaka hanome izay tsara hatrany 👍

Misy ity vidéo fanamboarana gâteau individuel ity ho an'izay liana🎂

fotsiny no aloanao
👉 Toy ny mahazatra de video hatramin'ny voalohany hatramin'ny farany
👉 Azonao téléchargena dia Tsy mandany mega refa mamerina mijery
👉 Na dia mbola tsy nanao gâteau mintsy aza dia mety satria atoroko hatramin'ny fandanjana sy ny fandefasana la four

Alefako whattsap na messenger ny video🎬

Address

Rn2
Antananarivo

Telephone

+261346525213

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tahina patis'soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share