Ouvrage métallique Mihaja

Ouvrage métallique Mihaja Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ouvrage métallique Mihaja, Art, 0386380265, Antananarivo.

salama daoly ,alefaso ny commande ra anamboarana reservoir  fatana vidange capacité : 3 litre afaka batabataina misy fat...
21/07/2026

salama daoly ,alefaso ny commande ra anamboarana reservoir fatana vidange
capacité : 3 litre
afaka batabataina
misy fatana ian ko ato 0386380265

salama jiab antsika rehetra .reto ndray manaraka ary ee vy @ le matevina fona tsara2 ra tonga de miantso 0386380265 mana...
06/07/2026

salama jiab antsika rehetra .
reto ndray manaraka ary ee
vy @ le matevina fona
tsara2 ra tonga de miantso 0386380265
manasa antsika anjifa atrany aa

Miharahaba antsika rehetra 👋ity indray ary le vatana mandeha @ huile vidange .manafaka anao @ fasairanana izy ty aza mis...
02/07/2026

Miharahaba antsika rehetra 👋
ity indray ary le vatana mandeha @ huile vidange .
manafaka anao @ fasairanana izy ty
aza misalasala ary mandefa mp na miantso 0386380265 ☎
mandray commande ian ko zahay
toerana Anosy avaratra

salama aby 👋ireto indray ary ny asa vita ✅ra tinao de alefaso ny commande ary e
19/06/2026

salama aby 👋
ireto indray ary ny asa vita ✅
ra tinao de alefaso ny commande ary e

18/06/2026

✅manao ny asa rehetra momba ny vy 💦

✅mandray commande ihany koa izahay .

koa aza misalasala ary miditra mp na miantso ny 0386380265☎

Address

0386380265
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ouvrage métallique Mihaja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category