Aldot Mpikabary Oficialy

Aldot Mpikabary Oficialy Mpikabary-Mpanentana-Mpandrindra
πŸ—£οΈ"Fa ny teniko no hajan'ny taniko"πŸ‡²πŸ‡¬
πŸ“ž034 44 188 63

10/08/2026

🎯Rehefa vita ny Kabary betsimisaraka izay natao.πŸ‡²πŸ‡¬

Orimbato

Tahiry VidΓ©o.

Ekipanay ❀️
08/08/2026

Ekipanay ❀️

πŸ’’ Aza misalasala miantso mivantana raha mila lanonana feno tsikitsiky sy hafaliana.
πŸ‘‰ Na MC na Mpikabary, raha hianatra koa dia mpampianatra Kabary rehetra πŸ™πŸ™.
πŸ‘‰ Tsy kabary Business fa tena manaraka sy mandalina ny fomba malagasy rehetra πŸ˜€

πŸ“ž +261 34 14 968 21 (Toaviniaina)

08/08/2026

Ohabolana mikasika ny Ranom-boakazo sy ny heviny.

"1-Aza atao fitia ranon-trambo: be fihavy ka mora ritra.” β€” Entina ilazana zavatra na fitiavana miseho be nefa tsy maharitra.

2-β€œNy tsiny toy ny rano an’ambo: tsy hita koa mahavoa.” β€” Na tsy hita aza ny tsiny, mety hisy vokany ihany.

3-β€œRenirano zato, sakeli-drano arivo: Ikopa ihany no farany.” β€” Zavatra maro samy manana fiafarana iray ihany.

πŸ—£οΈManasa anao hanaraka hatrany ny pejy

05/08/2026

Himoehy kely bôka antsika 🀣

BAZARY KELY Toamasina πŸ₯ΊπŸ’”πŸ‡²πŸ‡¬Tena mafy izany hoe ilay fidiram-bola Kely no rava sy potika izanyπŸ˜” Havana no matyπŸ•ŠοΈ πŸ”΄Ka eto d...
04/08/2026

BAZARY KELY Toamasina πŸ₯ΊπŸ’”πŸ‡²πŸ‡¬
Tena mafy izany hoe ilay fidiram-bola Kely no rava sy potika izanyπŸ˜” Havana no matyπŸ•ŠοΈ
πŸ”΄Ka eto dia mankahery ianareo havana rehetra izay tratran'ny loza, tadidio fa lavo ianareo androany, may, potika, fa mbola hitsangana ianareo ary ho tafiarina indrayπŸ™β€οΈ
Mivavaka ho anareo rehetra mba Jesosy hanome hery,tanjaka sy hanampy ianareo hatrany πŸ™β€οΈ πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

01/08/2026

Mampalahelo ny SΓ”LA fa tsy mba manaΓ±a randragna ho tapahiΓ±y iniany πŸ˜œπŸ€£πŸ‡²πŸ‡¬

🎀𝐍𝐘 πŒππˆπŠπ€ππ€π‘π˜ 𝐕𝐄 ?𝐌𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲𝐌𝐚𝐧𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲🟩Tsy hoe akory rehefa mpikabary     Dia manana fiainana soa lavo...
31/07/2026

🎀𝐍𝐘 πŒππˆπŠπ€ππ€π‘π˜ 𝐕𝐄 ?
𝐌𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲
𝐌𝐚𝐧𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲

🟩Tsy hoe akory rehefa mpikabary
Dia manana fiainana soa lavorary
Miezaka manetry tena izy ireny
Rehefa voatendry ho mpitondra teny

πŸŸ₯Tsy mihambo ho mahay sy mahavita
Fa ny ao anaty no avoaka sy apita
Ny fahafaham-pon'ireo solona tena
No tanjona heverina ho fahendrena.

🟦Ilaina olom-banona sy olom-bonona
Satria fidina zay teny ho tononona
Manefa ny adidy eo anoloana
Zay tsy azo raisina ho zava-poana

🟨Vao mijoro dia hita fa fitaratra
Sarobidy izany k' ataovy filamatra
Na fiseho na fihetsika mila mΓ΄dely
Raiso raha mety fa tsy aritra kely.

17/07/2026

Ataoko karaha tô nenahy indray andro, azafady i 🀣🀣🀣

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aldot Mpikabary Oficialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category