Ngl Ambodimita

Voara oooo🙄 mb aza atao an'izany izy ee😁
27/07/2026

Voara oooo🙄 mb aza atao an'izany izy ee😁

19/07/2026

Hiala tsiny🙏🏾 fa Mbola manao boky ny admin dia tsy afaka mamoka Pub mintsy💗✍🏾

Misy mahafantatra an'io olona lazainy io ve eto? Sa efa nisy tratran'izany fiovan-toetra izany koa ianareo vao nisy olon...
14/07/2026

Misy mahafantatra an'io olona lazainy io ve eto? Sa efa nisy tratran'izany fiovan-toetra izany koa ianareo vao nisy olon-tiany vaovao? 🤔

Inona ilay zavatra tena "Style Ambodimita " fantatrao? 😂
14/07/2026

Inona ilay zavatra tena "Style Ambodimita " fantatrao? 😂

14/07/2026

🤝 Tsy izay namanao maka sary miaraka aminao foana no tena namana...
Fa ilay olona:
Mijanona rehefa sarotra ny fiainana
Tsy mitsara anao rehefa lavo ianao
Faly amin'ny fahombiazanao
Sarotra hita ny tena namana amin'izao fotoana izao ❤️
Tag-o ilay namana tena nijanona taminao hatramin'izay 👇❤️

Ahoana ny toro-hevitra azonareo omena azy? 🤔
14/07/2026

Ahoana ny toro-hevitra azonareo omena azy? 🤔

14/07/2026

☀️

💭 Mino ve ianao hoe misy olona natao ho anao?

14/07/2026

😂 Raha sendra mahita ny ex-nao miaraka amin'olon-kafa ianao, inona no hataonao?

😆 A. Hody tsy nahita
😡 B. Hijery tsara
🤣 C. Hihomehy fotsiny

📊 SONDAGE🤔 Iza no hofidinao?❤️ A. Bad Boy👍 Point positif :• Matoky tena.• Sahy mandray fanapahan-kevitra.• Manana karism...
14/07/2026

📊 SONDAGE

🤔 Iza no hofidinao?

❤️ A. Bad Boy
👍 Point positif :
• Matoky tena.
• Sahy mandray fanapahan-kevitra.
• Manana karisma sy mahasarika.
• Tsy mora voatariky ny hafa.

👎 Point négatif :
• Mety tia milalao fihetseham-po.
• Mety tsy mahatoky.
• Mety tia mifehy na manao manipulation.
• Raha ratsy toetra dia mety hiafara amin'ny relation toxique.

💙 B. Mec Gentil
👍 Point positif :
• Manaja sy mihaino.
• Mahatoky.
• Mikatsaka fifandraisana milamina.
• Vonona hiara-hanorina hoavy.

👎 Point négatif :
• Raha tsy matoky tena dia mety tsy hahasarika.
• Raha manaiky ny zavatra rehetra dia mety ho mora araraotina.
• Raha tsy mahay mametraka fetra dia mety very hasina.

📌 Conclusion :
Tsy ny hoe Bad Boy na Mec Gentil no mamaritra ny kalitaon'ny olona. Misy bad boy tsara toetra, ary misy gentil ratsy toetra koa. Ny tena zava-dehibe dia ny fanajana, fahatokisana, fahamatorana, fifampiresahana ary ny fomba itondrany anao isan'andro.

💬 Ary ianao kosa? Iza no safidinao: Bad Boy sa Mec Gentil? Ary hazavao ny antony.

Address

Ambodimita
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ngl Ambodimita posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category