Fileovana 181eme Ambatolampy Antehiroka

Fileovana 181eme Ambatolampy Antehiroka

06/08/2026

Izahay rehefa hanao clip😂😂

"Ao anaty skoto, tsy ny fanamiana sy ny foulard ihany no mampiray anay, fa ny fo iray sy ny tanjona iray ihany koa🙂. Met...
24/06/2026

"Ao anaty skoto, tsy ny fanamiana sy ny foulard ihany no mampiray anay, fa ny fo iray sy ny tanjona iray ihany koa🙂. Mety hifananihany sy hifampitsiky isan'andro izahay, satria ny tsiky sy ny hafaliana dia anisan'ny mampahafinaritra ny fiainana miaraka🥰. Saingy ao ambadik'izany hanihany izany dia misy finamanana marina❤️, fifanajana ary fifanampiana tsy miova. Rehefa misy faly dia miara-mifaly, rehefa misy sahirana dia miara-misalahy.🙏🏻 Tsy avela hiady irery ny namana, fa omena tanana sy hery hatrany. Izany no maha skoto anay: namana mifanampy, mifampatoky, mifankahery ary miara-mandroso, ao anatin'ny hafaliana sy ny firaisankina. ⚜️🤝😊"
Nalaina tao amn Rindrin’I fiainako

Address

Ambatolampy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fileovana 181eme Ambatolampy Antehiroka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category