Zavatra Mahasoa Rehetra - ZMR

Zavatra Mahasoa Rehetra - ZMR Zavatra Mahasoa sy Mafinaritra Rehetra 🌎

بسم الله الرحمن الرحيم Hanampy anao eo @ fiainanao ra mino sy manampatahorana ary manantanteraka ireo nandidin' Ilay Nah...
21/07/2026

بسم الله الرحمن الرحيم
Hanampy anao eo @ fiainanao ra mino sy manampatahorana ary manantanteraka ireo nandidin' Ilay Nahary anao ny fanovana azy وَمَنْ يَتَّقِ اللَّهَ يَجْعَلْ لَهُ مَخْرَجًا

Fa izay matahotra an'Andriamanitra, dia homeny vahaolana tsara,

(At Talaq 65/2)
وَيَرْزُقْهُ مِنْ حَيْثُ لَا يَحْتَسِبُ ۚ وَمَنْ يَتَوَكَّلْ عَلَى اللَّهِ فَهُوَ حَسْبُهُ ۚ إِنَّ اللَّهَ بَالِغُ أَمْرِهِ ۚ قَدْ جَعَلَ اللَّهُ لِكُلِّ شَيْءٍ قَدْرًا

sy hotolorany anjaram-pahasoavana amin'ny fomba tsy ampoiziny akory. Ary izay miantehitra amin'Andriamanitra, dia ampy ho azy Izy. Manatanteraka ny baikony Andriamanitra, ary efa nasian'Andriamanitra fetrany ny zavatra rehetra.

(At Talaq 65/3)
Niarahana t@ Shaick Hossen Charly _ Korbatan Ilallah.
Zarazarao @ ireo namana rehetra .

🤔Allah Subhanahu Wa Ta'ala dit:اَلَّذِيْنَ اٰمَنُوْا وَتَطْمَئِنُّ قُلُوْبُهُمْ بِذِكْرِ اللّٰهِ ۗ اَ لَا بِذِكْرِ اللّٰ...
03/07/2026

🤔Allah Subhanahu Wa Ta'ala dit:

اَلَّذِيْنَ اٰمَنُوْا وَتَطْمَئِنُّ قُلُوْبُهُمْ بِذِكْرِ اللّٰهِ ۗ اَ لَا بِذِكْرِ اللّٰهِ تَطْمَئِنُّ الْقُلُوْبُ
"ceux qui ont cru, et dont les cœurs se tranquillisent à l'évocation d'Allah». Certes, c'est par l'évocation d'Allah que les cœurs se tranquillisent."
(QS. Ar-Ra'd 13: Verset 28)

* Via Coran en Français https://quranapp.id/fr

Address

MADAGASCAR
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zavatra Mahasoa Rehetra - ZMR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category