By Mouna

By Mouna >>>Prête à vous satisfaire💐🤲🏽

Salama aby💗Avokako eto ihany ity na dia efa niezahanay nandefasana tsirairaiy aza ianareo🤲🏽Ity ny tuto kely amin'ny famp...
30/07/2026

Salama aby💗
Avokako eto ihany ity na dia efa niezahanay nandefasana tsirairaiy aza ianareo🤲🏽
Ity ny tuto kely amin'ny fampiasana ilay Google Meet🥰

 Raha asitsika lot an'ankanjokely?😍14pièces be izao nefa 35.000ar fotsiny🤲🏽Nefa izy ato dia manjakely ery😍Dia ahoana? Iz...
14/07/2026


Raha asitsika lot an'ankanjokely?😍
14pièces be izao nefa 35.000ar fotsiny🤲🏽
Nefa izy ato dia manjakely ery😍
Dia ahoana? Iza no haka azy?
Ny ao anatiny blouson no maro-akanjo ba vaky manjakely- akanjo ba mitsofoka- jogging kely tsisy capuche- nataoko kadoa ao robe pull mamikely🥺🤤
An'-jaza manomboka 4-5 ans jusque 11ans❤️

13/07/2026

Ato daholo ve ianareo???
(vy crochet sy rofia)
Iza avy moa ilay tsy mbola nandray an'tony vy tony?🤔
Vy crochet sy rofia aloha no ampiasaintsika androany❤️ .
Fa ny fitaovana mila hanana :
_vy
_ny fil(eto zao isika hhisafidy ny rofia aloha)
_Coupe fil
_Mètre à ruban

Any amin'ny mercerie ianareo no manjifa azy ireo, ankohatran'ny rofia,ny rofia ao am coum☝🏽

Paré amzay a? Andao oh🤲🏽

IRA* ,izay no anarana hisaloran'ity sac bandoulière ity🤲🏽             Minimaliste et authentique📌✔️Passez votre commande...
13/07/2026

IRA* ,izay no anarana hisaloran'ity sac bandoulière ity🤲🏽
Minimaliste et authentique📌

✔️Passez votre commande sur 📩

By Mouna ou Whatsapp : 033 78 976 78

Tena tsy arako avokoa ry reto ilay Mp anareo ah🥺🙏🏾Sady mbola namoaka an'ity chocolat mampite hihinana ity aho manko🙏🏾Fa ...
11/07/2026

Tena tsy arako avokoa ry reto ilay Mp anareo ah🥺🙏🏾
Sady mbola namoaka an'ity chocolat mampite hihinana ity aho manko🙏🏾
Fa izao rankizy a❤️ efa manao montage aho io momba ilay video crochet en raphia🤗alefako tsikelikely ato amin'ny pejy ka dia araho ary😉
Rahampitso eo efa misy ho an'ilay tena mbola tsy nikitika vy mihitsy🤲🏽

Dia inona koa no tena ilainareo hianarana amin'io?? Alefaso ao am commentaire dia izay be mpangataka indrindra no karakaraitsika manaraka ny base😍

Eny Tompoko,mankasitraka be dia be anareo rehetra izay liana tamin'izy ity.    ‼️  Eto dia ambarako amin'ny fomba ofisia...
11/07/2026

Eny Tompoko,mankasitraka be dia be anareo rehetra izay liana tamin'izy ity.
‼️ Eto dia ambarako amin'ny fomba ofisialy fa feno ny toerana tompoko. Miandry ny date ianareo sisa.❌
FANAMARIHANA:
✔️Izay efa nahazo lien rehetra dia tafiditra avokoa. Ianareo ireny no hozaraina 2 dia misy 1er vague,misy ny 2ème vague🙏🏾
✔️Ny mpianatra tsirairay dia mila manana ny app "GOOGLE MEET" ! Natao izany mba hahamora ny fampitana ny fampianarana.
✔️60minutes / jour no hotanterahina
✔️Ny mpianatra tsirairay dia miezaka tonga mialohan'ny lera nomena(ex: 19h00 donc ianareo tokony ho efa mandalondalo amin'ny lien vers 18h55)
✔️Iny lien iray iny foana no ahafahanareo miditra amin'ny fampianarana mandritra izay 3 andro izay
✔️Ho anareo izay tara fisoratana anarana kosa‼️ tsy ho diso anjara ianareo fa araho hatrany ny pejy fa mbola hisy ny manaraka

Mankasitraka indrindra tompoko🙏🏾

Ianareo ve mazoto raha hasitsika fianarana crochet raphia??🤗
10/07/2026

Ianareo ve mazoto raha hasitsika fianarana crochet raphia??🤗

09/07/2026

‼️

Ahoana? Vonona ve ianareo raha hoasitsika cours d'anglais en ligne gratuit atoato? Mandritra ny 3 andro misesy‼️

Natao izany mba ahafahatsika maka toky tsara hoe tena ahay rehefa mivoka ato sa manary vola fotsiny???

Aza tara fa limité dia limité ny toerana ❌ ka dien'izao dia afaka misoratr'anarana amin'ny whatsapp ianareo

Whatsapp : 033 78 976 78

NDAO HIARAKA HIVOATRA‼️😍

>>>Prête à vous satisfaire💐🤲🏽

Ianareo ve efa mba nieritreritra hoe mamikely zao zany mahay asa-tanana izany😍       Ho ahy dia tena tiako ho hay daholo...
08/07/2026

Ianareo ve efa mba nieritreritra hoe mamikely zao zany mahay asa-tanana izany😍
Ho ahy dia tena tiako ho hay daholo izao rehetra izao nefa ny talenta tsy mety avily,ny aina tsy aharaka mihitsy koa😔
Zany hoe efa tafiditra anatiny foana aho na izany ary amin'ny "crochet raphia". Tena hoe crochet raphia manokana mihitsy😅satria aho vao miova fil de tena mivokona be ny tanako amin'ilay fahazarana am rofia!!😹tsy haiko hoe zaho rery ve?
Ny ahy moa zany dia manao créativité amin'izy io no tena fialamboliko fa tsy hoe juste manao crochet🥰. Anisan'ny zavatra mba hiriko izany hoe ny mpanao asa-tanana tsirairay avy samy manana ny talentany,samy manana ny création manokana any,samy manana zavatra original afaka atao fidiram-bola. Saingy mbola lavitra hatreto,mbola bloqué amin'ny fakana tahaka ny Malagasy ngamba🥺,vao mahita zava-baovao de atao koa,hany ka tonga amin'ilay hoe "tsy mandeha mihitsy ny tsena". Normal be satria ilay te hividy mahita hoe betsaka ny eny antsena amin'ilay izy dia tsy tiany satria izy mitady zavatra unique! Na raisiko ohatra fotsiny hoe model 1 dia mpivarotra 10 no mivarotra azy, dia 1 amin'ireo no malafo manko dia ny 9 miahaka eo😔.

Ndao isika mba hianatra ho sahy manandrana zava-baovao amin'ny talenta hananana🙏🏾❤️
Ndao isika mba hianatra hamorona daholo🙏🏾❤️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Mouna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category