Man'Ampy

Man'Ampy Ny fifanomezan-tanana no ahafahantsika mandroso miaraka. Mifanampy ary samy mibanjina ny ho avy

Maro ny mahay miresaka/ miteny fa tsy voatery olona mahay mihaino izy ireny🤷Man'Ampy manoro hevitra sy mizara ho anao_ _...
16/07/2026

Maro ny mahay miresaka/ miteny fa tsy voatery olona mahay mihaino izy ireny🤷

Man'Ampy manoro hevitra sy mizara ho anao

_ _ _ _ _ _ _ _ _

💫Amin’izao vanimpotoana anjakan’ny teknolojia izao dia tena ilaina ny fahaiza-mihaino.
Ny fifantohana anefa no isan’ireo andry tena goavana iankinan’izany

Raha vao tsy mifantoka amin’ny atao na izay iresahana ianao dia ho mangony fotsiny ny hery lany sy fotoana lasa fa tsy misy mandeha amin’ny laoniny ny manaraka sy izay mifandray rehetra amin’izany.👀

👍Ianao ve manana tekinika manokana rehefa hiaino ny olona miresaka aminao ?

Mba zarao ao amin’ny commentaire fa tena liana izahay👇

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Man'Ampy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category