27/02/2021
FILAZANA FIHOVANA MPITANTANA SY FOIBE
Ny Nos Corp na Nos Corporation dia fitambarana orinasa maromaro izay nihorina ara-panjakana nanomboka ny 30 Avril 2017 ka i Mr Samson Herizo Rainizafindramanana izay filoha mpanirona no lany ho mpitantana offisialy nanomboka ny 19 febroary 2021 ka hatramin'ny 19 febroary 2025:
- Nos Computech: importation et vente de produits importés
- Nos Records: Studio d'enregistrement musical, mixage et mastering spots, voix off et autres
- Nos Pict: Animations (Texte, 3D, 2D), PAO, Photos and videos producing du FHD au 6K en passant par la 4K DCI
- Nos Auto Parts: importation et vente de voitures poids lourdes, legères ainsi que leur pieces detachées).
Ny Birao, ny studio son ary ny studio vidéo et photo dia hifindra ao amin'ny Villa IMAINTSOANALA Ankaraobato (102) nanomboka ny 19 Mars 2021 ary dia misokatra ny Alatsinainy katramin'ny Asabotsy manomboka amin'ny 8h katramin'ny 18h ary misy olona foana ao afaka mandray anao:
i Samson Herizo RAINIZAFINDRAMANANA (PDG)
i Antonio Andriniaina (Chef Technicien)
i Herii'zouh Rakotomanana (Technicien)
i Ny Aina Natyh Ramanantsoa (Techniciene )
i Tojonirina Randriamialison (Technicien)
Raha misy resaka hafa na achat ka tsy anatin'ny ora fiasana dia tsy maintsy mifandray amin'i Nos Corp (compte facebook tantanin'ny mpiara miasa rehetra) : na miantso ny 0326742442 na 0331493042 na 0349103006 ary azonao atao 24h/24h ary 7jr/7jr izany.
MANKASITRAKA INDRINDRA TOMPOKO
Siege social/Bureau: Villa IMAINTSOANALA Lot IC 219 Ter A Ankaraobato