Voy hasina

Voy hasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Voy hasina, Visual Arts, Antananarivo, Antananarivo.

Miarahaba daholo oooo!!Ity no fara-doboka ka tohano ny mpivoy tena ankafizinao sy hotanao fa mendrika hibata ny amboara ...
19/02/2023

Miarahaba daholo oooo!!
Ity no fara-doboka ka tohano ny mpivoy tena ankafizinao sy hotanao fa mendrika hibata ny amboara Voy Hasina!!
Hifarana ny Talata @ 12ora alina ny fifidiana

12/02/2023

Indro indray atolotra antsika ny fifidianana manaraka.
Eto dia fifaninanana mamorona teny filamatra ho an'ny Voy Hasina no natao!! Tohano, safidio, asio "j'aime" ny "groupe" mba hafahan'ozy ireo manohy ny lalao!!

Ny ambiance tamin'ny tournage farany teo Alarobia 08 Febroary lasa teo!! Mafinaritra foana β€οΈβ€οΈπŸ‘πŸ‘πŸ‘
09/02/2023

Ny ambiance tamin'ny tournage farany teo Alarobia 08 Febroary lasa teo!! Mafinaritra foana β€οΈβ€οΈπŸ‘πŸ‘πŸ‘

Miarahaba daholo eeeee!!! Miroso ny lalao a!!!!Mpivoy 12 isa izy ireo @ izao fotoana izao ary tsy maintsy hisy 04 amin'i...
06/02/2023

Miarahaba daholo eeeee!!!
Miroso ny lalao a!!!!
Mpivoy 12 isa izy ireo @ izao fotoana izao ary tsy maintsy hisy 04 amin'izy ireo no ho tsofina rano ary ny 08 kosa no hanohy ny dia!!
Asio "j'aime" ary izay safidinao hanohy ny fifaninana ireto!!
Martageo ary lazao ny namana rehetra hanao "j'aime" ny sary fa izay mahazo betsaka no ho tafiakatra miaraka @ naotin'ny "mpampiofana". Alefaaaaaa!!!!

Tontosa soamantsara ny fanodinana ny Sedra voalohany teto amin'ny VOY HASINA ny Alarobia 01 Febroary 2023.....Miarahaba ...
02/02/2023

Tontosa soamantsara ny fanodinana ny Sedra voalohany teto amin'ny VOY HASINA ny Alarobia 01 Febroary 2023.....

Miarahaba daholo indray eeee!
Natomboka tamin'ny fitsidiana ny vohitra DonnΓ© Vonj ny tontolo andro ka nahafantaran'ny rehetra ny momba ny permaculture, ny fiompiana ary indrindra moa ny asa fikirakirana ny vy...

Eto dia isaorana sahady ireo mpiara-miasa:
- CCIA (Chambre de Commerce et d'Industrie d'Antananarivo)
- IECD semeurs d'avenir
- FIV.MPA.MA (Fivondronan'ny Mpandraharaha Malagasy)
- DonnΓ© Vonj
- ZANA-BOLANA

Aza adino ny fotoanantsika izany isaky ny Alahady @ 20h30 ao @ RTA
Ny famerenanan kosa dia ny Alarobia 13h25 sy Asabotsy 09h00

Mitomboa hasina daholo tompoko!!!

Miarahaba daholo eee!! Aza adino ny fotoanantsika ao @ RTA @ Alahady 20h30 a!! Mpandray anjara vaovao indray no hiakatra...
27/01/2023

Miarahaba daholo eee!! Aza adino ny fotoanantsika ao @ RTA @ Alahady 20h30 a!! Mpandray anjara vaovao indray no hiakatra sehatra ao ka aza tara!!πŸ‘πŸ‘πŸ‘

31/12/2022

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261389035112

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voy hasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Voy hasina:

Share

Category