20/05/2026
✨ MAËL’S BEAUTY ROOM ✨
💅🏾 Hatsarana sy hakanto hatramin’ny tendron’ny hoho 💅🏾
Manasà anao hankafy manucure tsara tarehy, milay ary manara-penitra ao anatin’ny toerana milamina sy mampahazo aina 💖
🌸 Pose élégante sy finition lavorary
🌸 Nail art manintona sy maoderina
🌸 Asa voakarakara tsara hanatsarana ny hatsaran’ny tananao
📍 Ankadindratombo Alasora
📞 038 70 697 98 / 034 19 102 69
💎 Asehoy ny hatsaranao miaraka amin’i MAËL’S BEAUTY ROOM