Tonon"andronao anio"horoscope"

Tonon"andronao anio"horoscope" Aza hadino fa zavadehibe ny famantaranao ny tonon"Andronao anio โ™โ™ˆ๐Ÿ’Ž
Vintana fantatra : Fitandremana azo iatrehana ny tontolon Andro

๐ŸŒŸ ๐—ก๐˜† tonon andronao ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ผ ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐ŸŒŸโ™ˆ ๐๐ž๐ฅ๐ข๐ž๐ซ : Ny tanjona lehibe dia tratra aminโ€™ny dingana madinika. Atombohy anio ilay...
11/06/2026

๐ŸŒŸ ๐—ก๐˜† tonon andronao ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ผ ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐ŸŒŸ

โ™ˆ ๐๐ž๐ฅ๐ข๐ž๐ซ : Ny tanjona lehibe dia tratra aminโ€™ny dingana madinika. Atombohy anio ilay zavatra efa nahemotrao hatry ny ela.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mena
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Balance
๐ˆ๐ฌ๐š : 8

โ™‰ ๐“๐š๐ฎ๐ซ๐ž๐š๐ฎ : Ny fiovana dia ampahany aminโ€™ny fitomboana. Aza matahotra hiala aminโ€™ny fahazarana tsy mahasoa intsony.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Maitso
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Scorpion
๐ˆ๐ฌ๐š : 4

โ™Š ๐†๐žฬ๐ฆ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ : Mianara zavatra vaovao anio. Ny fahalalana rehetra azonao dia fanalahidy hanokafana varavarana vaovao.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mavo
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Sagittaire
๐ˆ๐ฌ๐š : 11

โ™‹ ๐‚๐š๐ง๐œ๐ž๐ซ : Aza menatra mangataka torohevitra. Ny olona hendry dia mahalala fa mbola misy zavatra maro tokony hianarana.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Fotsy
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Capricorne
๐ˆ๐ฌ๐š : 2

โ™Œ ๐‹๐ข๐จ๐ง : Fantaro ny lanjanao ary aza avela hamaritra anao ny hevitry ny hafa. Ny fahatokisan-tena dia hery lehibe.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volomboasary
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Verseau
๐ˆ๐ฌ๐š : 1

โ™ ๐•๐ข๐ž๐ซ๐ ๐ž : Tsy voatery ho lavorary vao handroso. Ny ezaka mitohy no mitondra vokatra tsara indrindra.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volontany
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Poissons
๐ˆ๐ฌ๐š : 7

โ™Ž ๐๐š๐ฅ๐š๐ง๐œ๐ž : Mianara mametraka fetra. Ny fanajana ny tenanao dia dingana lehibe aminโ€™ny fampandrosoana ny tena.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mavokely
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Bรฉlier
๐ˆ๐ฌ๐š : 9

โ™ ๐’๐œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ข๐จ๐ง : Avelao ho lasa ny hadisoana taloha. Raiso ho lesona izy ireny fa aza entina hanakana ny fandrosoanao.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mainty
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Taureau
๐ˆ๐ฌ๐š : 3

โ™ ๐’๐š๐ ๐ข๐ญ๐ญ๐š๐ข๐ซ๐ž : Ny fahadisoana dia tsy fiafarana fa lalana mankany aminโ€™ny fahombiazana. Miezaha hatrany.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Manga
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Gรฉmeaux
๐ˆ๐ฌ๐š : 5

โ™‘ ๐‚๐š๐ฉ๐ซ๐ข๐œ๐จ๐ซ๐ง๐ž : Ny faharetana sy ny fikirizana no manova ny nofy ho zava-misy. Tohizo ny ezaka ataonao.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volondavenona
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Cancer
๐ˆ๐ฌ๐š : 10

โ™’ ๐•๐ž๐ซ๐ฌ๐ž๐š๐ฎ : Mety tsy ho takatry ny rehetra ny vina ao an-dohanao. Minoa ny tenanao

๐ŸŒŸ ๐—ก๐˜†  'andronao  ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ผ ๐—ง๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ฎ ๐ŸŒŸโœ…โ™ˆ๏ธ๐รฉ๐ฅ๐ข๐ž๐ซ โœ…:   Mahaiza mandanjalanja sakafo fa somary marefo ianao anio๐‹๐จ๐ค๐จ : Mena๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›...
09/06/2026

๐ŸŒŸ ๐—ก๐˜† 'andronao ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ผ ๐—ง๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ฎ ๐ŸŒŸ

โœ…โ™ˆ๏ธ๐รฉ๐ฅ๐ข๐ž๐ซ โœ…: Mahaiza mandanjalanja sakafo fa somary marefo ianao anio
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mena
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Viรจrge
๐ˆ๐ฌ๐š : 7

โœ…โ™‰๏ธ๐“๐š๐ฎ๐ซ๐ž๐š๐ฎ๐Ÿคž : Aza miandry fankasitrahana vao hiasa tsara fa tohizo Ho reharehanao Manokana izany
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mainty
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Scorpion
๐ˆ๐ฌ๐š : 42

๐Ÿ”ฅโ™Š๏ธ๐†รฉ๐ฆ๐ž๐š๐ฎ๐ฑโœ… : Mila fotoana hoanao manokana ianao Ho fahasalaman'ny sainao
๐‹๐จ๐ค๐จ : Fotsy botsiaka
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Poissons
๐ˆ๐ฌ๐š : 10

โ™‹๏ธ๐‚๐š๐ง๐œ๐ž๐ซ : Mety hisy tohana ara-bola tsy ampoizinao anio fa alamino aloha ny saina
๐‹๐จ๐ค๐จ : Manga
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Cancer
๐ˆ๐ฌ๐š : 5

โ™Œ๏ธ๐‹๐ข๐จ๐ง : Manana ny maha ianao anao ianao eo amin'ny asanao, aza mihaino ny fanaratsian'ny hafa akory fa tsy misy asa ratsy izany
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mainty
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Taureau
๐ˆ๐ฌ๐š :77

โ™๏ธ๐•๐ข๐ž๐ซ๐ ๐ž : Aza matoky tena loatra fa tsara ihany maka hevitra amin'ny hafa raha anandrana fampiasam-bola
๐‹๐จ๐ค๐จ: Mavokely
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Capricorne
๐ˆ๐ฌ๐š : 2

โ™Ž๏ธ๐๐š๐ฅ๐š๐ง๐œ๐ž : Aza mitady lavitra intsony fa Efa io ambany masonao io ilay zavatra tadiavinao
๐‹๐จ๐ค๐จ: Volondavenona
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Lion
๐ˆ๐ฌ๐š : 34

โ™๏ธ๐’๐œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ข๐จ๐ง : Ireo namanao akaiky anao ireo ihany no mety anararaotra anao raha tsy mahay mitantana tsara ny eo am-pelatanana ianao
๐‹๐จ๐ค๐จ : Maintso marevaka
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Verseau
๐ˆ๐ฌ๐š : 1

โ™๏ธ๐’๐š๐ ๐ข๐ญ๐ญ๐š๐ข๐ซ๐ž : Tsara kokoa raha mitady zavatra hafa atao ianao toy izay anaonao foana rehefa tsy mampazoto anao intsony io asanao io
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volombolamena
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Bรฉlier
๐ˆ๐ฌ๐š : 89

โ™‘๏ธ๐‚๐š๐ฉ๐ซ๐ข๐œ๐จ๐ซ๐ง๐ž : Ilaina ny mitsinjo lavitra saingy hatreo aloha izay mitranga anio anomananao tsara ny ampitso
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mavo
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Capricorne
๐ˆ๐ฌ๐š : 5

โ™’๏ธ๐•๐ž๐ซ๐ฌ๐ž๐š๐ฎ : Mbola lavitra ny lร lana fa aza maika. Ento mora ihany Dia tsinjovy ny fahasalamana
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volondavenona
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Sagittaire
๐ˆ๐ฌ๐š : 62

๐ŸŒŸ ๐—ก๐˜† tononandro  ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ผ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐ŸŒŸโ™ˆ ๐๐ž๐ฅ๐ข๐ž๐ซ : Ny fitiavana dia mila faharetana tahaka ny afo mila kitay. Aza maika hanery ny...
07/06/2026

๐ŸŒŸ ๐—ก๐˜† tononandro ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ผ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐ŸŒŸ

โ™ˆ ๐๐ž๐ฅ๐ข๐ž๐ซ : Ny fitiavana dia mila faharetana tahaka ny afo mila kitay. Aza maika hanery ny zavatra hitranga, fa avelao hivelatra tsikelikely ny fifankatiavana.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volomparasy
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Balance
๐ˆ๐ฌ๐š : 7

โ™‰ ๐“๐š๐ฎ๐ซ๐ฎ๐ฌ : Mety hahatsapa fitoniana sy hafanana avy amin'ilay olona akaiky anao ianao anio. Fotoana tsara hanehoana izay tena ao am-ponao izao.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volontantely
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Scorpion
๐ˆ๐ฌ๐š : 4

โ™Š ๐†๐žฬ๐ฆ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ : Misy teny tsy voalaza na tsiambaratelo mbola miafina ao anatin'ny fifandraisana iray. Tandremo sao ny zavatra heverinao ho lainga indray no tena izy.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volondavenona
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Sagittaire
๐ˆ๐ฌ๐š : 9

โ™‹ ๐‚๐š๐ง๐œ๐ž๐ซ : Ny fitiavana omenao dia mety hiverina aminao amin'ny endrika tsy ampoizinao. Aza matahotra maneho fihetse-po.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Manga lanitra
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Capricorne
๐ˆ๐ฌ๐š : 2

โ™Œ ๐‹๐ข๐จ๐ง : Ny tsiky sy ny fihetsika tsotra dia mety hahalasa lavitra noho ny fanomezana sarobidy. Ataovy tsapan'ny olon-tianao ny lanjan'izany.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volamena
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Verseau
๐ˆ๐ฌ๐š : 1

โ™ ๐•๐ข๐ž๐ซ๐ ๐ž : Aza mitady fahalavorariana amin'ny olona. Ny kilema kely aza indraindray no mampiavaka ny tena fitiavana.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Maitso mavana
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Poissons
๐ˆ๐ฌ๐š : 6

โ™Ž ๐๐š๐ฅ๐š๐ง๐œ๐ž : Mety hisy resaka hanamaivana ny alahelo efa ela tao am-ponao anio. Henoy tsara ny fo ary aza hadinoina fa manana saina ihany koa ianao.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Fotsy ronono
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Bรฉlier
๐ˆ๐ฌ๐š : 8

โ™ ๐’๐œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ข๐จ๐ง : Mety hisy fahatsiarovana efa lasa hiverina ao an-tsainao. Tsy ny zavatra rehetra miverina anefa no natao hijanona. Diniho tsara sao averinao indray ny ratra efa saika tsy sitrana.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mena
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Taureau
๐ˆ๐ฌ๐š : 3

โ™ ๐’๐š๐ ๐ข๐ญ๐ญ๐š๐ข๐ซ๐ž : Misy fahafahana hahafantaranao bebe kokoa ny ao am-pon'olona iray rehefa apetrakao ny fahatokisana.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volonkazo
๐Œ๐ข

Address

Fianaratsoa
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tonon"andronao anio"horoscope" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category