10/09/2026
~Vacances entre filles 🤍🌴☀️
… Zavatra anisany niriako indrindra tamin’ny fiainana izany hoe mba hiaraka hanao vacances amin’ny namana izany dia tanteraka ihany ilay izy 🥹🫶🏼
Sady tsara loatra ilay toerana no nahafinaritra loatra ny fiarahana tamin’ireto akama be ireto 💕💕
Misaotra misy 🩷 Randriants Rasamizanany 𝓝𝓪𝓭𝓲𝓪 𝓐𝓷𝓭𝓻𝓲𝓪𝓶𝓪𝓶𝓸𝓷𝓳𝔂 Andriamamonjy Telina Rakotoarisoa
Regina Filossi