11/10/2025
🫡♨️ EFA ELA IZAY!!
Tena efa somary ela aho izay tsy nampianatra sakafo firy intsony. Hiverina Kely eto indray aho ato ho ato. Hitondra zava-baovao. Tolotra vaovao ho an'ny mpanjifa.
👉 Ny mahandro moa ny ahy tantaram-pitiavana hafakely. Mbetika mifankatia mbetika miady. Fa ao foana Ilay fitiavana mitoetra Ary zaraina amin'ny manodidina.
🍀 Mampianatra aho
🍀 Manao service traiteur
🍀 Manao gâteau
🍀 Manao fiaraha-miasa
Ndao ndray Ary 🙂