14/07/2026
📌 𝗖𝗢𝗡𝗗𝗜𝗧𝗜𝗢𝗡𝗦 𝗚𝗘́𝗡𝗘́𝗥𝗔𝗟𝗘𝗦 𝗗𝗘 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗘 (𝗖𝗚𝗩)
🙏 Mba hahafahana manome tolotra mazava sy matihanina dia iangaviana ny mpanjifa rehetra hamaky sy hanaraka ireto fepetra ireto :
1. 💰 Tsy manao "Prix MP" izahay.
Ny vidin'ny entana rehetra dia efa hita mivantana eo amin'ny sary na ao amin'ny description.
2. 💬 Raha misy entana mahaliana anao dia afaka mandefa message privé (MP) avy hatrany miaraka amin'ny commande-nao.
3. 📍📞 Rehefa voamarina ny commande dia manasa anao handefa avy hatrany ny contact sy ny toerana fanaterana ny entanao.
4. 📦🚚 Ny commande voaray androany alohan'ny 23:00 dia halefa livraison ny ampitson'iny.
5. 📅 Noho ny fandaminana anatiny dia tsy misy livraison atao amin'ny andro andraisana ny commande. Ny livraison rehetra dia atao ny ampitson'iny.
6. ⏳💳 Raha tsy raisina na tsy alaina ny commande amin'ny daty nifanarahana ka mihoatra ny 2 andro ny fitahirizana azy, dia takiana ny acompte 50% na ny fandoavana ny totalité mba hitazonana ny entana (réservation).
7. 🔍📦 Rehefa voaray ny entana dia iangaviana hijery sy hanamarina azy avy hatrany eo anatrehan'ny livreur. Raha misy olana dia ampahafantaro avy hatrany ny livreur mba hifandraisana amin'ny responsable.
8. ❌🔄 Ny entana efa lafo dia tsy azo averina na soloina, afa-tsy raha misy lesoka avy aminay na fahadisoana tamin'ny livraison.
9. 🚚💵 Ny saran'ny livraison dia manomboka amin'ny 3.000 Ar, miankina amin'ny toerana hanaterana.
10. 🌍📦💳 Ho an'ny entana alefa any amin'ny faritra dia takiana ny fandoavana ny totalité alohan'ny hitondran'ny livreur ny entana eny amin'ny stationnement.
11. ✅ Ny commande dia raisina ho voamarina rehefa nahazo fanamafisana avy aminay.
12. 🌧️🚦 Tsy tompon'andraikitra izahay amin'ny fahataran'ny livraison vokatry ny toetr'andro, fitohanana, na antony tsy voafehinay.
13. 👤📱📍 Ny fanomezana vaovao marina (anarana, laharan-telefaonina ary adiresy) dia andraikitry ny mpanjifa. Tsy tompon'andraikitra izahay raha misy fahatarana noho ny vaovao diso.
14. 🤝✅ Ny fanaovana commande dia midika fa manaiky ireo Conditions Générales de Vente (CGV) ireo ny mpanjifa.
🙏 Misaotra anao amin'ny fahatokisana sy ny fiaraha-miasa. 💖
_______________________________________________________________________
📌 CONDITIONS GÉNÉRALES DE VENTE (CGV)
🙏 Afin d'assurer un service clair et professionnel, merci de prendre connaissance des conditions suivantes :
1. 💰 Pas de "prix en message privé".
Tous les prix sont affichés directement sur les photos ou dans leur description.
2. 💬 Si un article vous intéresse, vous pouvez nous envoyer directement votre commande par message privé.
3. 📍📞 Après validation de votre commande, nous vous communiquerons les coordonnées ainsi que le lieu de livraison ou de récupération.
4. 📦🚚 Toute commande reçue avant 23h sera livrée le lendemain.
5. 📅 Pour des raisons d'organisation, aucune livraison n'est effectuée le jour même de la commande. Toutes les livraisons sont assurées le lendemain.
6. ⏳💳 Toute commande non récupérée ou non livrée à la date prévue, et réservée pendant plus de 2 jours, nécessitera un acompte de 50 % ou le paiement intégral afin de conserver l'article.
7. 🔍📦 Merci de vérifier votre article en présence du livreur au moment de la réception. En cas d'anomalie, veuillez en informer immédiatement le livreur afin que nous puissions intervenir rapidement.
8. ❌🔄 Les articles vendus ne sont ni repris ni échangés, sauf en cas d'erreur de notre part ou de défaut constaté à la livraison.
9. 🚚💵 Les frais de livraison sont à partir de 3 000 Ar, selon la zone de livraison.
10. 🌍📦💳 Pour les expéditions en province, le paiement intégral est exigé avant le dépôt du colis au stationnement.
11. ✅ Une commande est considérée comme validée uniquement après notre confirmation.
12. 🌧️🚦 Nous ne pouvons être tenus responsables des re**rds de livraison dus aux intempéries, aux embouteillages ou à tout autre cas de force majeure.
13. 👤📱📍 Le client est responsable de l'exactitude des informations fournies (nom, téléphone et adresse). Nous ne pourrons être tenus responsables d'un re**rd dû à des informations erronées.
14. 🤝✅ Toute commande passée implique l'acceptation pleine et entière des présentes Conditions Générales de Vente (CGV).
🙏 Merci pour votre confiance et votre fidélité ! 💖