30/09/2026
Fanazavana kaly :
π Ilay version origonal moa dia tsybmitshatra miakatra foana, dia izao :
π Nanamboatra fiche vaovao aho dia miverina maka toy ny mazatra ian ref iakatra version ianareo, fa kosa io maka anio farany io dia valable fona ilay version any model miasa am mapy hatram, 1.70 angamba
π Tsy mila mtelecharger intsony zany
π Manao mise a jour scs workshop fotsiny ah dia miakatra ny version any aminareo
π Momba ny map aloha dia, tsy mbola afaka manao maj mihitsy ah fa tsy zakany ilay jiro aty tamatave lay pc ako dia voatery naveriko, zan oe rehefa miverina tana za dia manohy, 110km eo indray, ialana tsiny aminy fatarana iny.. Fa asa tsy maintsy atao ny ah aty ny zanaka mila mikaly sy mibosy.
π Manome dlc eny fona ah mandrapaha
π Efa hivoka am fotona vitsy ny dlc bus ao am ets avatange b oanareo pitondra taxi brouse io, asitsika anio ny d**o
π Farany dia misaotra anareo manohana foana izao manoka,