23/04/2026
Mbola misy foana ny savoka vernis an, 🥰 betsaka no efa afapo fa manandrama 🤗
💫 Tsy mila kosehina intsony 💯
💫 Tsy mataoatra rano na orana💯
💫 Mateza be fa tena ela vao miala 💯
💫 Tsy misy fofona fa mety tsara amin'ny zazakely ihany koa ho anao manana zaza 🤗 💯
💸Vidiny tsy mihova fa mirary foana amin'ny ilay zakan'ny tsirairay 🤗
▫️Manome prix de gros izahay an😊 ho anizay mahaka miotrin'ny 5 na 10 eo 🥰
▫️ Prix en détails tsy miova fa ôtrany mahazatra ihany 😙
👉Savoka 1L+ vernis tapany = 33000ar
👉Savoka tapany+vernis fefany=20000ar
👉 Savoka fefany+vernis
tapakin'ny fefany =10000ar
🖌️ Couleur : Rouge
: Marron
: Grenat
▫️manao livraison izahay à partir (3000ar)
▫️Mandefa amin'ny faritra ihany koa😊
📞 Contact : 0338110467
: 0341250853
😊satry foana hanadio fa trano madio fahafinaretan'ny maso, mahatamana éry 🤗🤗