20/08/2026
Iny aloha ny andrana voalahony, …
_ 2 Ruches ihany aloha no nanandramana azy..
_ Eo2 ihany ny vokatra, tsy dia tsara no tsy ratsy ihany koa ✅🙏
_ Miel d'eucalyptus izio hoan’izay liana .. alefaso commande sur mp
NB : mbola mandalo etapes maro2 vao afaka livrena mpanjifa ...
toy ny :
_ Décantation 2 à 3 jours > Maturation …
_ Mise en pot … etc…
NB : Saika tara recolte satria varina tany 😜…
contact : 0347679378