Karaoké Toxic 306 Manankambahiny

Karaoké Toxic 306 Manankambahiny Miarahaba anareo tonga eto,ho valianay tsy ho ela ianao

14/07/2026
✨ TXC 306 MANAKAMBAHINY ✨🎤🎶 KARAOKÉ LIVE • LIVE MUSIC • SCÈNE OUVERTEVita ny asa… fotoana hialana voly, hihira ary hanka...
03/07/2026

✨ TXC 306 MANAKAMBAHINY ✨

🎤🎶 KARAOKÉ LIVE • LIVE MUSIC • SCÈNE OUVERTE

Vita ny asa… fotoana hialana voly, hihira ary hankafy ambiance tsara ao TXC 306! 🎉

🎤 Montez sur scène ary vivez votre moment de star
🎸 Scène ouverte ho an’ny mpihira sy instrument
🎶 Live Music & Good Vibes manomboka antoandro sy alina

🍽️ Cuisine disponible
🍻 Boissons bien fraîches
🅿️ Parking et intérieur bien sécurisé

📅 OUVERT DU MARDI AU DIMANCHE
👉 Tsy Zoma ihany fa isan’andro misy ambiance!

📍 TXC 306 Manakambahiny
Tsimbazaza → Ambanidia
En face de la Do**he Publique 306 (Sous-sol)
https://maps.app.goo.gl/NjW8yECJWegz76jZ8

📞 Réservation :
037 81 438 75 | 033 90 999 09 | 034 30 332 92

🔥 Karaoké• Live Music • Scène Ouverte — tous les jours d’ambiance!

Karaoké

15/06/2026

⏰ HORAIRES TXC 306
⏸️ Pause : Lundi
✅ Ouvert : Mardi • Mercredi • Jeudi • Vendredi • Samedi • Dimanche
🕚 De 11h jusqu'au matin
🎤 Karaoké • 🎶 Musique Live • 🍻 Ambiance conviviale
📍 TXC 306 Manakambahiny
🙏 Merci pour votre confiance et votre fidélité.
✨ Après notre pause du lundi, nous serons heureux de vous retrouver dès mardi !
Votre scène, votre ambiance ! 🔥😎

🍻🎤 EFA NITADY TOERANA AHAFANA MI-KARAOKE SY MI-TENDRY MALALAKA ETO TANA VE IANAO…? 😏🔥👉 Tsy “bar” fotsiny ity👉 Tsy “place...
10/06/2026

🍻🎤 EFA NITADY TOERANA AHAFANA MI-KARAOKE SY MI-TENDRY MALALAKA ETO TANA VE IANAO…? 😏🔥

👉 Tsy “bar” fotsiny ity
👉 Tsy “place calme” tsotra
👉 Fa scène ouverte tena iainana LIVE 🎶

📍 TXC 306 Manakambahiny (Tsimbazaza → Ambanidia)

🔥 Tonga eto ianao dia afaka:
🎤 manao karaoké
🎸 mitendry miaraka amin’ny groupe
🥁 mi-jam malalaka
🍻 mihaona, misakafo, misotro miaraka amin’ny namana

😎 TSY MISY PRESSION. TSY MISY JUGEMENT. FA VIBE FOTSINY.

🎸 Efa misy scène complète:
🎹 Clavier
🎸 Guitare basse
🎸 Guitare électrique
🎸 Guitare acoustique
🥁 Batterie acoustique
🎤 Micro x3

⏰ Mardi – Dimanche | 11h – fin de nuit
📞 034 30 332 92

👉 Tag-éo ilay olona tokony hiaraka aminao 🎤
👉 Raha tia karaoké ianao dia mametraha 🎶
👉 Ary zarao raha tianao hahita an’ity ny namanao
🔥

25/04/2026

MISY ASA MAROMARO AO @ COM'S 👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻

26/03/2026
🚨 FANAMBARANA HO AN’NY MPANJIFA – AZA DISO TOERANA 🚨Tandremo ianareo Client Vaovao tsy ho voafitaky ny hafa , na misy mi...
17/03/2026

🚨 FANAMBARANA HO AN’NY MPANJIFA – AZA DISO TOERANA 🚨

Tandremo ianareo Client Vaovao tsy ho voafitaky ny hafa , na misy milaza ao amin’ny , fa any aminy no TXC 306 Manankambahiny ❗

👉 Koa marihina mazava tsara:
⭕ ILAY AO ANATY ⭕ IHANY NO TENA TXC 306 MANAKAMBAHINY
❌ ILAY AO ANATY ❌ DIA TSY TXC 306
⚠️ Aza manaiky fitarihana diso – jereo tsara ny toerana amin’ilay sary 👀

📍 RÉPÈRE : En face do**he public ➡️ midina Sous-sol
🚗 Parking disponible

🎤 Karaoké
💃 Discothèque
🍖 Grillades – Steak – Brochettes
🍹 Boisson mangatsiaka
❄️ Cadre chill & sécurisé
📞 Contact : 037 81 438 75
🔥 TXC 306 MANAKAMBAHINY – toerana tena izy, ambiance tsy mitovy!

09/01/2026

ZOMA MAGNIFIQUE – TXC 306 MANAKAMBAHINY
Vendredi spécial, soirée manokana ho an’ny rehetra

🎤 Karaoké libre & Open Mic – Mihirà am-pifaliana, chante librement tes chansons préférées
🎧 Ambiance DJ (résident) – Discothèque manintsana , danse jusqu’au bout de la nuit
🍹 Boissons fraîches, cocktails variés, girafe THB & Gold
🍽️ Sakafo mafana sy tsakitsaky – Plats chauds & snacks savoureux

🕒 Misokatra 11 ora maraina → Jusqu’à l’aube
🅿️ Parking sécurisé – Voiture & moto
🚶🏻 Entrée Libre , Consommation obligatoire

📍 TXC 306 – Route Tsimbazaza, Manankambahiny (Arrêt bus 306)
📞 Info & réservation : 034 30 332 92

Tongava miaraka amin’ny namana sy fianakaviana! Venez nombreux pour une soirée inoubliable!

29/12/2025

💛 RÉVEILLON 2026 - TXC 306 MANAKAMBAHINY 💛

Mercredi 31 Décembre 2025
Andro manokana, alina tsy hay adinoina!

🎊 Vivez une soirée exceptionnelle dans une ambiance festive, lumineuse & décorée !

📌 FORMULES DISPONIBLES :
💎 Table VIP – 40 000 Ar (6 à 8 personnes par VIP)
🎁 Tsaky + Boisson offerte par VIP
⚠️ Billet non remboursable – À présenter à l’entrée

🪑 Table classique – ( réservation par appel)

🎤 Karaoké Karaoké Party jusqu’à 22h
🎧 Discothèque avec DJ Morinoh (Résident)
🍹 Cocktails, boissons fraîches,
🍾 Disponible : Girafe THB & Gold Blanche
🍽️ Sakafo sy tsakitsaky mafana ho an’ny rehetra

📍 TXC 306 – Route Tsimbazaza, Manankambahiny (Prêt arrêt bus 306 )
🕒 Ouvert à 14h → Jusqu’à l’aube
🅿️ Parking sécurisé disponible Moto et Voiture

📞 Réservation : 034 30 332 92
→ Places limitées – Ataovy mialoha ny famandrihana !

❌ Tsy Miditra ny Kapakapa 🩴 ❌
Venez nombreux !!
゚viralシ

Address

Manakambahiny
Antananarivo
101

Telephone

+261343033292

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Karaoké Toxic 306 Manankambahiny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category