Fitafy Gasy Fifaliana

Fitafy Gasy Fifaliana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitafy Gasy Fifaliana, Art, jwh, Antananarivo.

🌿 Fitafy Gasy Fifaliana 🌿

✨ Ny kalitao no mampiavaka anay, satisfait ou remboursé ianao. 🤍

📦 Mandray commande • Livraison azo antoka

📞 038 59 333 19 / 033 52 920 74

💚 Abonnez-vous ny pejy fa mbola maro ny modely sy tolotra miandry anao!

✨ Fitafy Gasy Fifaliana 🇲🇬👗 Vita amin’ny lamba soga, landy & coton gabardine ✨📩 Alefaso haingana ny commande-nao!🔄 Afaka...
10/08/2026

✨ Fitafy Gasy Fifaliana 🇲🇬

👗 Vita amin’ny lamba soga, landy & coton gabardine ✨

📩 Alefaso haingana ny commande-nao!

🔄 Afaka soloina ilay akanjo raha tsy mety aminao. ❤️

🎁 Raha manao commande maro ianao, gratuit ny livraison! 🛵

📞 038 59 333 19 / 033 52 920 74

✨ Ory retoa! 😍Mitady akanjo gasy ve ianao? 🇲🇬❤️Modely vitsy nefa tsara sy azo isafidianana ✨Aza tara fa alefaso dieny iz...
09/08/2026

✨ Ory retoa! 😍

Mitady akanjo gasy ve ianao? 🇲🇬❤️
Modely vitsy nefa tsara sy azo isafidianana ✨

Aza tara fa alefaso dieny izao ny commande-nao! 🛍️🔥

🌿 Fitafy Gasy Fifaliana 🌿

🇲🇬✨ Fianakaviana Kely, Fitafy Gasy Fifaliana ✨🇲🇬👨‍👩‍👧‍👦 Fitafy mirindra ho an’ny fianakaviana kely ❤️🧵 Vita amin’ny lamb...
08/08/2026

🇲🇬✨ Fianakaviana Kely, Fitafy Gasy Fifaliana ✨🇲🇬

👨‍👩‍👧‍👦 Fitafy mirindra ho an’ny fianakaviana kely ❤️
🧵 Vita amin’ny lamba soga sy lamba landy

🌿 Kanto • Mihaja •

📩 Alefaso haingana ny commande-nao, tompoko! 🥰

Tongasoa eto amin'ny pejinay! ✨🌿🌿✨Mivarotra akanjo gasy vita amin'ny lamba soga sy lamba landy izahay. 🇲🇬🤍✅ Kalitao tsar...
08/08/2026

Tongasoa eto amin'ny pejinay! ✨🌿🌿✨

Mivarotra akanjo gasy vita amin'ny lamba soga sy lamba landy izahay. 🇲🇬🤍

✅ Kalitao tsara
✅ Mandray commande araka izay modely tianao
🚚 Livraison GRATUITE ho an'ireo manao commande maromaro.

🙏 Aza adino ny manao Abonné ny pejy mba tsy ho tara amin'ireo modely vaovao sy tolotra manokana.

📩 Andefaso hafatra izahay raha mila fanazavana na hanao commande.

😊Tongasoa hatrany

26/07/2026

🙏 Miala tsiny indrindra amin'ny fahanginana ela ela. Mbola sahirana kely izahay ka izany no tsy nahafahana namoaka modely vaovao.

🥰 Aza adino ny manao Abonné ny pejy, fa ho avy tsy ho ela ireo modely vaovao maro sy tsara tarehy.

Misaotra antsika rehetra amin'ny fahatokisana sy ny fanohanana. 💗

Tongasoa eto amin'ny fitafy gasy fifalianaMitady ensemble ho an'ny olon-dehibe sy ankizy ve ianao? Sa robe mitovy modely...
16/07/2026

Tongasoa eto amin'ny fitafy gasy fifaliana

Mitady ensemble ho an'ny olon-dehibe sy ankizy ve ianao? Sa robe mitovy modely ho an'ny reny sy zanaka? Eto no ahitanao ireo modely maro isakarazany, manara-penitra ary vita am-pitiavana
🌸 Manolotra izahay:
• Ensemble ho an'ny vehivavy sy lehilahy.
• Ensemble ho an'ny ankizy.
• Robe ho an'ny olon-dehibe.
• Robe ho an'ny ankizy.
• Modely couple sy fianakaviana mifanaraka tsara.

✅ Lamba tsara kalitao.
✅ Fanjairana madio sy voakarakara.
✅ Habe maro ho an'ny olon-dehibe sy ankizy.
✅ Vidiny mirary.
✅ Azo anaovana commande araka ny modely sy ny habe tianao.
✅ Mandray commande manerana an'i Madagasikara.
✅ Azo alefa amin'ny taxi-brousse na livraison arakaraka ny toerana misy anao.
📩 Aza misalasala mandefa hafatra (message) raha mila fanazavana na te hanafatra.

📞 Fifandraisana: 038 59 333 19/033 52 920 74

Alefaso ary ny commande dieny izao!

Address

Jwh
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitafy Gasy Fifaliana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category