B y K a Mdg

B y K a   Mdg Je t’aide à atteindre la santé absolue . Mentalement, émotionnellement, physiquement, spirituellement

Sa tsy izany? 😋
11/09/2023

Sa tsy izany? 😋

💫 Raha tsy tapaka   mihitsy eo akaikin'ny   na ambany    dia possible ilay roatra avy  rehefa miborosy nify iny no mahat...
08/09/2023

💫 Raha tsy tapaka mihitsy eo akaikin'ny na ambany dia possible ilay roatra avy rehefa miborosy nify iny no mahatonga an'izay (satria matetika fafana fotsiny iny fa tsy sasana)

💫 Betsaka ianareo no mandefa MP ahy dia matetika aho manoro foana hoe manao     (curcuma) satria tena anisan'ny Anti-inf...
07/09/2023

💫 Betsaka ianareo no mandefa MP ahy dia matetika aho manoro foana hoe manao (curcuma) satria tena anisan'ny Anti-inflammation be izy io 😍

>Ny ankabeazan'ny problème de peau rehetra dia avy @ daholo satria avy @ problème aty , tsinay , vavony , rà sns no mivoaka ety .

✅ Rehefa misotro anio io anefa dia possible vomaika mirongatra ny satria izay ilay hoe ➡️ ⬅️ , Mivoaka ety ivelany aloha ilay loto ao anaty dia aveo miha- madio tsikelikely ilay tarehy.

➡️ Faharetana no laclé ⬅️
@𝗕𝘆𝗸𝗮 𝗠𝗱𝗴

➡️ Iza amin’ireto ny   anao? ⬅️    sensible
05/09/2023

➡️ Iza amin’ireto ny anao? ⬅️

sensible

Ny loton'ny   ,   ,   ; miraikitra @ hoditra daholo
04/09/2023

Ny loton'ny , , ; miraikitra @ hoditra daholo

Tsara ho fantatra 😊
01/09/2023

Tsara ho fantatra 😊

🔴 𝘾𝘼𝙇𝘾𝙄𝙐𝙈 ⚠️ | Raha ny zavatra hita eny @ fiaraha-monina, dia isika Malagasy ngamba no firenena be olona mi-décal indrindra.

➡️ Satria mihetsika kely, mi-décal. Miodina kely, mi-décal. Farany tena hi-décal tokoa anie.

✅ Ka zaraiko anareo androany ny tena fambara raha mi-décal tena mi-décal ianao.

❌ Volivoly ny molotra sy ny manodidina ny vava
❌ Mi-Crampes ny ratsa-tanana
❌ Mora mi-crampes ny hozatra rehetra @ vatana
❌ Mifanitontsitona ny ozatry ny tarehy, ny volomaso
❌ Midororo sy mihanahana, tsy mahavita ninoninona
❌ Maina kina ny hoditra, sady miofakofaka
❌ Malemy ny hoho, mora tapaka sy vakivaky
❌ Mahavakivaky sy mampiongotra volon-doha
❌ Mahakivikivy lava @ zavatra tsy tokony hahakivy
❌ Mampifanintona sy mahatorana
❌ Mampikorontana ny fidoboky ny fo
❌ Mahafaty raha tsy voatsabo tsara

🔥 Marihina fa ny analyse-na rà ihany no manamarika fa latsaka tokoa ny Calcium-nao. Ka aoka izay ny fihinànana Calcium isaky ny mihetsika fa ho tsentsina eo ny fantsona mpamoaka amany ka ho raharaha be.

❤ SAMIA MIZARA
_____
Page : Inona vaovao Dokotera 🥕

➡️ Tsy ny   ihany no   𝗙𝗼𝗻'𝗼𝗻𝗱𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗻 𝘀𝗮𝘁𝗶𝗻 fa ny   ihany koa⬅️Satria maninona?? ➡️ Ny fonon'ondana hafa (oh:coton) dia m...
01/09/2023

➡️ Tsy ny ihany no 𝗙𝗼𝗻'𝗼𝗻𝗱𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗻 𝘀𝗮𝘁𝗶𝗻 fa ny ihany koa⬅️

Satria maninona?? ➡️ Ny fonon'ondana hafa (oh:coton) dia mitroka hamandoana (hydratation) na @ tarehy io na @ volo!!!

❌ Feno   io tanana io ❌
31/08/2023

❌ Feno io tanana io ❌

❌❌ 𝗡𝘆 𝗲𝗮𝘂 𝗺𝗶𝗰𝗲𝗹𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗱𝗶𝗮  #𝗞𝗼𝗯𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮 𝘀𝗮𝘁𝗿𝗶𝗮 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝘁𝗲𝗻𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗮𝗰𝘁𝗶𝗳 (𝘀𝗮𝘃𝗼𝗻𝘆) 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻𝘆 ❌❌
30/08/2023

❌❌ 𝗡𝘆 𝗲𝗮𝘂 𝗺𝗶𝗰𝗲𝗹𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗱𝗶𝗮 #𝗞𝗼𝗯𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮 𝘀𝗮𝘁𝗿𝗶𝗮 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝘁𝗲𝗻𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗮𝗰𝘁𝗶𝗳 (𝘀𝗮𝘃𝗼𝗻𝘆) 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻𝘆 ❌❌

Tsy zakan'ny   ny PHn'ny 𝗦𝗮𝘃𝗼𝗻𝘆 𝗡𝗼𝘀𝘆 (neutre) !!Raha mahatsikaritra ianareo dia rehefa manasa tarehy na manasa loha @ sa...
30/08/2023

Tsy zakan'ny ny PHn'ny 𝗦𝗮𝘃𝗼𝗻𝘆 𝗡𝗼𝘀𝘆 (neutre) !!

Raha mahatsikaritra ianareo dia rehefa manasa tarehy na manasa loha @ savony nosy (Neutre) dia otran'ny mainamaina izay ilay tarehy dia isika 𝗳𝗮𝗹𝘆 𝗯𝗲 hoe miala ilay menaka be 😁

Nefa iny mainamaina iny tena sady miala ilay film hydrolique miaro ny tarehy dia aveo gaga isika hoe :

-toa lasa feno #𝗠𝗼𝗻𝘆 madinika kely ny tarehy, - -toa lasa misy #𝗣𝗮𝗻𝗱𝗮 sy #𝗦𝗲𝗻𝘀𝗶𝗯𝗹𝗲 be ilay tarehy 😌

❌❌ Mila fantatra aloha ny antony vao mandeh ny traitement ❌❌P.S: Mety ho avy @   tsy zaka ihany koa ny mahatonga ny pand...
29/08/2023

❌❌ Mila fantatra aloha ny antony vao mandeh ny traitement ❌❌

P.S: Mety ho avy @ tsy zaka ihany koa ny mahatonga ny panda

Inona ko ny fantatrao hoe 𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗭𝗢 𝗔𝗧𝗔𝗢  @ tarehy nefa be mpanao?
28/08/2023

Inona ko ny fantatrao hoe 𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗭𝗢 𝗔𝗧𝗔𝗢 @ tarehy nefa be mpanao?

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261327907830

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B y K a Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share