Sandratra Mikalo

Sandratra Mikalo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sandratra Mikalo, Art, Tananarivokely, Antananarivo.

Tsy kivy aho akoryTsy kivy aho akory naza tsy mitsikyManondrika loha amin'ny tanyFaha miandrandra fandresena Na nilazana...
25/03/2023

Tsy kivy aho akory

Tsy kivy aho akory naza tsy mitsiky
Manondrika loha amin'ny tany
Faha miandrandra fandresena
Na nilazanao dia tsy kivy fa mety ianao lay nampianantra namindra

Tsy kivy aho na malaeloelo
Tsy andatsan-dranomaso fa ijoro anadino ny ankaso navelanao
Tsy resy raha mangina fa manaja anao mba isy fifandrirana

Lasa mantsy ianao izao amonjy ilay tinao ,andao ana ianao hatsiaro refa manina
Lasa ianao iny izao e! Lasa efa leo

Andana zory lalana fa ny mpandresy ra tsy lavo tsy tafarina
Misaotra anao nandavo ahaizako mamindra ampy jaly niaharetako

Tapitra atreto tantara olondroa
Andeha ho tokatena amin'izay
Dia ainganie ianao tsy hanenina
Ahita tena tina fa tsy paka mamy dia miala

Mahereza ianao fa izao andeha anadino anao
Amafa reo niainana atrizay tsy kivy aho fa ho mpandresy atsy hoatsy

Mity Mikalo

Araho ny pejy
05/03/2023

Araho ny pejy

Hitia anao foanaHitia anao foana na mety maro mpankahala ,na iza tsy ho falyDia hitia anao an-tranyNa misy disa-disa mar...
05/03/2023

Hitia anao foana

Hitia anao foana na mety maro mpankahala ,na iza tsy ho faly
Dia hitia anao an-trany

Na misy disa-disa maro samy hafa
Dia tsy hiala fa hiaraka anao eo foana
Na horarana na avela malalaka
Tsy vosakana ny fo tsy hitia anao

Hitia anao foana na ijaly isika na ho sambatra
Na mahantrana manakarena dia tia anao fa tsy tia tena ,ka etsy horaisoko ny tananao andeha hamaky lalana sarotra

Hifamatotra ny fo za ho anao dia dia ianao ho ana an-trany
Na mafy aza sedra maro samy hafa dia eto foana hitia anao an-trany

📝Sandratra Mikalo📝

Arahoa ny pejy e!
22/02/2023

Arahoa ny pejy e!

Dinan'ntsika roa

Fony mbola nitia tany amboalohany
Teny tia tokoa hiaraka mandrakizay
Ny hoe izaho malalanao dia ianao hoa ahy

Dinan'ntsika roa ivady mandra-maty
Tsy hamelanao irery na inona manjo
Ho itambatra ho iray ny fo anakiroa
Hianako amamina dia tena ho sambatra tokoa

Ny adiady kely tsy natao asakana
Fa niroso tamin'ny dingana
Nanamita fomba-fomba
Dia nifakatia tsy isaraka intsony

Na ho mora na ho sarotra
Eo aho tsy hiala fa anohana anao
Tsy hisy atao asakana izay mety handrava,dinan'ntsika roa fitia tsy manam-paharoa

Sandratra Mikalo

Dinan'ntsika roaFony mbola nitia tany amboalohanyTeny tia tokoa hiaraka mandrakizayNy hoe izaho malalanao dia ianao hoa ...
22/02/2023

Dinan'ntsika roa

Fony mbola nitia tany amboalohany
Teny tia tokoa hiaraka mandrakizay
Ny hoe izaho malalanao dia ianao hoa ahy

Dinan'ntsika roa ivady mandra-maty
Tsy hamelanao irery na inona manjo
Ho itambatra ho iray ny fo anakiroa
Hianako amamina dia tena ho sambatra tokoa

Ny adiady kely tsy natao asakana
Fa niroso tamin'ny dingana
Nanamita fomba-fomba
Dia nifakatia tsy isaraka intsony

Na ho mora na ho sarotra
Eo aho tsy hiala fa anohana anao
Tsy hisy atao asakana izay mety handrava,dinan'ntsika roa fitia tsy manam-paharoa

Sandratra Mikalo

21/02/2023

Salama daholo oh!

Address

Tananarivokely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sandratra Mikalo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category