Snake Prod Madagasikara

Snake Prod Madagasikara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Snake Prod Madagasikara, Music production studio, Tana, Antananarivo.

Snake Prod Madagascar

— Production audiovisuelle & sonore —
Clips · Enregistrement · Mixage · Mastering
Instrumentals · Tutoriels · Ressources

Antananarivo · 7j/7 | 08h–18h
📞 033 93 676 59 · 038 85 912 05

02/06/2026

feon-kira mahafinaritra

PACK TUTO VIDÉO - FL STUDIO & CUBASE -- TENY MALAGASYNy zavatra ianaranao :• Création Instrumental• Mixage & Mastering• ...
31/05/2026

PACK TUTO VIDÉO - FL STUDIO & CUBASE -- TENY MALAGASY

Ny zavatra ianaranao :
• Création Instrumental
• Mixage & Mastering
• Prise de son

Bonus miaraka aminy :
Logiciel FL Studio 25, Cubase 15 Pro, plugins et packs audio.

Formation mety hoan'ny débutants.

Tolotra PROMOTION be fa tongava : 15 000 Ar fotsiny🥳

Contact : 033 93 676 59

🎛 LES TYPES DE L' EQ1. LOW CUT / HIGH PASS 🔻👉 Manala grave tsy ilaina.🔥 Ampiasaina : ✔ Voix ✔ Guitar ✔ Piano🎧 Manadio mi...
28/05/2026

🎛 LES TYPES DE L' EQ
1. LOW CUT / HIGH PASS 🔻
👉 Manala grave tsy ilaina.
🔥 Ampiasaina : ✔ Voix ✔ Guitar ✔ Piano
🎧 Manadio mix.

2. HIGH CUT / LOW PASS 🔺
👉 Manala ny aigu.
🔥 Tsara amin’ny : ✔ Instrument agressif ✔ Effets

3. BELL EQ 🔔
👉 Ahena na ampitombo fréquence précis.
🔥 Izy no be mpampiasa indrindra.

4. SHELF EQ 📈
LOW SHELF
👉 Manampy na manala grave
HIGH SHELF
👉 Manampy air sy brillance

🎤 EQ VOCAL SIMPLE
🔥 Astuce vocal moderne :
✔ Coupe sous 80Hz
✔ Ahena 200–400Hz raha migobona
✔ Ampio 3kHz présence
✔ Ampio 10kHz air

🎧 Résultat : voix madio sy moderne 😮

❌ FAHADISOANA ATAON’NY DÉBUTANT
❌ Boost fréquence be loatra
➡️ lasa maranitra be
❌ Mijery EQ amin’ny maso 😅
➡️ tsy mihaino oreille
❌ Bass be loatra
➡️ mix maloto

🔥 SECRET MIXAGE PRO
🎧 “Less is more”
✔ Petite correction tsara
= meilleur noho boost be 😮

🔥 Ny EQ tsara dia tsy henonao… fa tsapanao 😌

📚 NY TOKONY HIKOTRANANA
✔ Fréquences
✔ Nettoyage
✔ Vocal EQ
✔ Instrument EQ
✔ Dynamic EQ
✔ Parametric EQ
✔ Graphic EQ
✔ Mid/Side EQ

Araho ny pejy🙏

🎚 INONA NY “FRÉQUENCE” ?Ny fréquence dia misy karazany 3:➡️ grave ➡️ medium➡️ aigu📉 Refesina amin’ny “Hz”🔊 LES ZONES DE ...
28/05/2026

🎚 INONA NY “FRÉQUENCE” ?
Ny fréquence dia misy karazany 3:
➡️ grave
➡️ medium
➡️ aigu

📉 Refesina amin’ny “Hz”

🔊 LES ZONES DE FRÉQUENCES
🥁 20Hz — 60Hz
🔥 SUB BASS
➡️ Hery sy vibration
✔ Kick ✔ 808 ✔ Basse
❌ Be loatra : lasa mibontsina be ny mix 😅

🎸 60Hz — 250Hz
🔥 GRAVE
➡️ Hafanana sy puissance
✔ Basse ✔ Kick ✔ Voix matavy
❌ Be loatra : lasa “migobona”

🎹 250Hz — 500Hz
🔥 BAS MEDIUM
➡️ Corps an’ny son
❌ Be loatra : mampisy saturation be loatra
🔥 Matetika ahena kely.

🎤 500Hz — 2kHz
🔥 MEDIUM
➡️ Présence voix sy instrument
✔ Clarté
❌ Be loatra : lasa kapoaka ny son 😅

✨ 2kHz — 5kHz
🔥 PRÉSENCE
➡️ Attack ➡️ Clarté ➡️ Compréhension voix
🔥 Important be amin’ny vocal.

🌟 5kHz — 20kHz
🔥 AIGU / AIR
➡️ Brillance ➡️ Air ➡️ Modernité
❌ Be loatra : mankarary sofina 😅

Araho hatrany ny pejy 🔥

28/05/2026

Afaka miantso fona ianareo raha tsy voavaly ny mp anareo

🎧 INONA NY EQ ?EQ na “Equalizer” dia outil ampiasaina :✔ Manadio son✔ Manala fréquence ratsy✔ Manatsara qualité✔ Manome ...
27/05/2026

🎧 INONA NY EQ ?
EQ na “Equalizer” dia outil ampiasaina :
✔ Manadio son
✔ Manala fréquence ratsy
✔ Manatsara qualité
✔ Manome place ny instrument sy voix
Toy ny: Pro Q3, Q4, F6 RTA, SSL EQ, PUIQTEQ,...
🔥 Ny mixage professionnel rehetra mampiasa EQ.
Araho hatrany ary ny pejy 🔥

27/05/2026

✨💖 “FITIAVANA MAMIRATRA” 💖✨
🎤 Artiste : LEOSY
🎧 Prise de son : Imau Consept Studio
🎛️ Mix & Master and Prod: Snake Prod Madagasikara
📹 Réalisateur: Boost Randimbison

❤️ Raha tena tia ianao dia ho tsapanao ilay feeling…
🎬 Jereo hatramin’ny farany ilay clip fa misy message be ao 👀🔥
👍 Aza adino :
✔️ Like
✔️ Commentaire
✔️ Partage
🔥 hira hampamiratra ny fitia ❤️✨

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hassam Rina, Betsimifira El-Wenceslas, Ra Mamy DeMada, Vierge Asorotany, Iandr...
27/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hassam Rina, Betsimifira El-Wenceslas, Ra Mamy DeMada, Vierge Asorotany, Iandry Ratsimbazafy, 𝑇𝑎ℎ𝑖𝑛𝑎 𝑅𝑎𝑡𝑒𝑓𝑖𝑎𝑟𝑖𝑣𝑜𝑛𝑦 Antoniot, Mc Freekas, Molida Jean Fleuris, Hervey Kenzoo, Selitot Æī, Nej Stelo, GR Jøker, Fanatenana Hoby Tyna, Rasoa Chrisologue Sardono, Herimiafina Razaka

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Snake Prod Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share