31/07/2026
🔥🍾 GASY MAH'HERY by raf🍾🔥
Salama daholo tompoko🖐️🖐️
Efa masaka tsara dahalo indray ato ny rhum arrangé antsika a 👍👍👍
samy manana ny azy avy
✅RHUM ARRANGE
•Grenadine+miel
•Pok pok+vanille
•Pok pok+miel
•Banana +vanille
•Jujube+ vanille
•Jujube+miel
•canelle + miel
MISY IHANY KOA NY SPECIAL HO ANY LEHILAHY
✅RHUM ARRANGE
•Cola+ Gingembre+miel
•cola+canelle+gingembre
Ireo dia samy 15000ar avy ny 70cl.
✅🍾MISY IHANY KOA NY PUNCH SY NY CHOCOLAT
•Punch coco 🥥🥥
•arrange 🍯 🐝 Miel
•chocolat🍫🍫🍫
Koa manasa anao indray ar hanjifa vita malagasy natoraly izay tena tsara kalitao sy voafatina tsara ireo ingrédients atao aminy rehetra tsara, tsiro,tsara kalitao,Ary koa mety tsara amintsika rehetra .
Koa halefaso Ary commander tsika e
☎️0385651942 ou MP
NB: MARIHINA IHANY KOA FA ANIZAY MBOLA TE HITAHIRY DIA TENA AFAKA TEHIRIZANAO TSARA AVOKOA IREO