15/07/2025
❤Ny teny voafantina sy ny resaka tsara rindra no mandrindra ny fihavanana.🌹
❤Mbola ny teny soa sy ny resaka volahatra arahana fihetsika sy tolotra no maneho fanajana sy fanehon-kasina ary fanomezanam-boninahitra.🌹
👉Koa mila mpitondra teny ve ianao indrindra aminy resaka fanambadiana? sa kosa mpanafana lanonana?✔✔✔
❤Ampitiavana, ampanetre-tena, ampanajana ary amin'ny fomba maha malagasy no anatanteran' i izany.🥰🙏❤
👉Aza misalasala mandefa hatra miafina na miatso avy hatrany fa tsy misy tsy vitany resaka tompoko.🙏
✔Misy ny fanadiadiana izay mbola atao aminao mialohany fiarahana miasa, tsara mantsy raha manadiady tsara mba tsy hisiany ny ady , tsara ihany koa ny mifamarafara tsara mba ho tsara fihafara , indrindra raha resaka fanambadiana no resahana.🙏
Mankasitraka anao ny aminy famakiana ity ranty ity.🙏
Manasa anao hanindry ilay hoe .😘
"Ny tsara tarehy endrehin-drandrana, ny tsara bika endrehin-damba, ny tsara teny kosa endrehin-kaja".
Tsy izaho no mitady laza fa solontena mpianakaviana ihany aho ,koa raha misy ny mahazo haja volaohany dia fianakaviana.
Voninahitrin'ny fianakaviana no arovana fa tsy sanatria hanao zanak'omby ratsy volo ka ny anaran-dray no voatonotonona.😘🥰🙏
Mirary soa.🙏
Andry Mpikabary
Whatsapp: 0342991273 / 0383640242