Pejin' i Rocco Todisoa

Pejin' i Rocco Todisoa Tononkalo✍️ Tsikitsiky✍️
Hizarana ny Vokatry ny Aingampanahy✍️

08/08/2026

AZA MANADINO 🥺

Andao Ho entiko kely 30 segondra aty Fianarantsoa ianao 🥰

Araho ny pejy fa ho asian-tsika zavatra mahafinaritra foana eto 🥰

Mahatsiaro ireto akama be ireto aho izany 🥺 Antanetibe Mahazaza mihaona rahampitso 9 aout 2026  Mirary Tontolo andro mah...
08/08/2026

Mahatsiaro ireto akama be ireto aho izany 🥺
Antanetibe Mahazaza mihaona rahampitso 9 aout 2026
Mirary Tontolo andro mahafinaritra 🥰

...IZAO ILAY IZY RI AKAMA ATsy fanaovana ditra sy ireo HadalànaNa ny fisotroana sy ny hoe be Sandry,Tsy hoe maro sipa ma...
07/08/2026

...IZAO ILAY IZY RI AKAMA A

Tsy fanaovana ditra sy ireo Hadalàna
Na ny fisotroana sy ny hoe be Sandry,
Tsy hoe maro sipa mameno Tanàna,
No ampy hitsàna an'ialahy fa hoe Bandy

Tsy ilay mivoaka alina rehefa zoma
na ko mampirevy rehefa alahady,
No andeha hitsarana fa hoe boto ialahy,
F'ialahy sahy Mijoro,Tsy kivy Mitady


Tsy ialahy Matikambo amin-Javatry Hafa dia mirentirenty amin'ny karazan-Tsary,
No handeha hitsaràna an'ialahy fa hoe tafa,
F'ialahy sahy mijoro na Voateny Marary


Rocco Todisoa
11 avril 2026

07/08/2026

👇Kayyy kosa e👇

04/08/2026

Lasa indray ilay Torimaso fa variana niasa saina aho hoe:
"Inona ary no mba ilàna nonon-dehilahy"??

03/08/2026

Misy Torimaso kely azoko tamin'ny tongony teo dia votsotra indray🥺

ANY IZAO.....Any izao misy olona Mandrotsaka tomany,Tsy mahalany Vary nohon'ny Resaka Fitiavana....Mifono Bodofotsy  mat...
03/08/2026

ANY IZAO.....

Any izao misy olona Mandrotsaka tomany,
Tsy mahalany Vary nohon'ny Resaka Fitiavana....
Mifono Bodofotsy matory mitsilàny,
Dia:
Miaritra eson-teny sy Ny Latsalatsan-Kavana...🥺


F'izao akia no marina a..

Matoa Nareo nisaraka Tsy ho Mpifankatia,
Tsy mifampiantso intsony amin'ny alina mangina....
Tsy iny izay ny anjara Mendrika ho an' ndri,
Fa....
Misy tena tsara any Ilay TIA no sady TIANA

Rocco Todisoa

20 Janoary 2026

NY TENA BOTONy Tena BOTO lesy maka lagy izany a,Tsy matimatikambo amin'ny zavatr'olon-kafa....Fa ny tena BOTO tsy miondr...
28/07/2026

NY TENA BOTO

Ny Tena BOTO lesy maka lagy izany a,
Tsy matimatikambo amin'ny zavatr'olon-kafa....
Fa ny tena BOTO tsy miondrika amin'ny Tany,
Manan-tsaina Miabo hoe Tsimaintsy mbola ho tafa

Ny tena BOTO lesy tsy menatra amin'ny vitany a,
Sahy mifaly foana amin'ny kely ampelatanany...
Ilay sahy Mikiry Biby no itarafana ny ditrany dia,
MANIRY HO AVY TSARA ho an'ny dimby sy ny farany

Rocco Todisoa

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejin' i Rocco Todisoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category