Ndao mandroso isika

Ndao mandroso isika ndao hiaraka aminay
miala voly sy mivelona amin'ny sehatrin'ny jono sy fiompiana trondro

Ireto no mamaly ny antso androany,  Efa mangatsika ny Andro zalahAhoana ny any ??
23/05/2026

Ireto no mamaly ny antso androany,
Efa mangatsika ny Andro zalah
Ahoana ny any ??





Mety hoe hahazo ve sa ho gola androany 😜Aza mahazo mitsy 🤣
21/05/2026

Mety hoe hahazo ve sa ho gola androany 😜
Aza mahazo mitsy 🤣





Izay asinao soa no mamaly soa, Ny ezaka rehetra ataonao androany no taratry ny ampitsonao Aza Mikely soroka fa izay afaf...
21/05/2026

Izay asinao soa no mamaly soa,
Ny ezaka rehetra ataonao androany no taratry ny ampitsonao

Aza Mikely soroka fa izay afafy no jijaina, herezo ny dia tohizo ny lalana fa Kely sisa

Ndao fa tsy maintsy mandroso isika 🤞





21/05/2026

Otran'izao ny avant , natiora Kely tsotsotra

⏳⏳ Ny après





17/05/2026

Vokatra Kely mafinaritra 😅





17/05/2026

Nanaona ny weekend zareo a, mirary herinandro vaovao mafinaritra ho an'ny rehetra

16/05/2026

Misy tia an'itony ve?

Poisson chat ☺️





15/05/2026

Manasa oooo






14/05/2026

Bjr groupe,

MBA te hanontany, inona no tena azahoana trondro, salade sa kakana sa toto ???

Sa inona no ampiasainareo ?? ..

Saotra eee ☺️






Matsiroooo
13/05/2026

Matsiroooo






Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao mandroso isika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category