15/10/2026
Miora any an-dakilasy😂
Tonga dia raikitra ny kilalao ao an-dakilasy rehefa tsy tonga ny prôfy😂 Mba sangisangy ity fa mila mianatra tsara daholo fa ny fianarana no lova tsara indrindra😊😂
ôiôôôô!!! 'ndeha hianatra izahay!!!