Kadoa Saribakoly sy ny tontolony

Salama ☺️Rariny sy hitsiny angamba raha tohizana kely ny tantara e 🤔 sa maraina loatra 🙃Mazotoa miasa daholo avy eo,kony...
18/05/2026

Salama ☺️
Rariny sy hitsiny angamba raha tohizana kely ny tantara e 🤔 sa maraina loatra 🙃
Mazotoa miasa daholo avy eo,kony an 😚
🇲🇬

Tsara hariva ☺️MILAY hoy aho  ianareo 🥰….. naharay hafatra maro aho taorian’iny horonan-tsary omaly iny, maro ny resaka ...
14/05/2026

Tsara hariva ☺️
MILAY hoy aho ianareo 🥰…..
naharay hafatra maro aho taorian’iny horonan-tsary omaly iny, maro ny resaka fa ny fanontaniana niverina im-betsaka tao dia ny hoe :
taiza no nahitàna ireo kilalao kely ireo 🤔
Averiko eto indray ho anareo namana vaovao rehetra fa izay arantiko eto dia asa-tànako avokoa 🤗
Ireto asehoko an-tsary ireto no tena nifantohan’ny maso nahatonga resaka ☺️
🇲🇬

Salama ☺️🎉 Facebook m’a reconnu comme l’un des meilleurs Creators tendance cette semaine !🥳Mahafaly ahy izany dia zaraik...
13/05/2026

Salama ☺️

🎉 Facebook m’a reconnu comme l’un des meilleurs Creators tendance cette semaine !🥳

Mahafaly ahy izany dia zaraiko aminareo ☺️
Hiezaka foana aho hizara ny aingam-panahy narafitro ho asa-tànana toy izao, itondra tsiky na dia sombiny ihany ho anareo 🫶🏻…….ary indrindra ho porofo fa KANTO ny vita Malagasy ❤️🇲🇬

🇲🇬

Salama ☺️Ndao aloha isika handray vahiny fa isika moa tsy ranon’Ikopa hoy ilay Madama zay 😅Mandrosoa ianareo namanay vao...
30/04/2026

Salama ☺️
Ndao aloha isika handray vahiny fa isika moa tsy ranon’Ikopa hoy ilay Madama zay 😅
Mandrosoa ianareo namanay vaovao rehetra ô ❤️
Tongasoa ❤️ ato amin’ny tontolo kely vita baoritra,
asa-tànan’olombelona 100% 🇲🇬

Un grand merci à mes nouveaux followers 🫶🏻


Rojotiana Schekkiddah, Hanitra Randrianarisoa, Hiouby Nayah, Fenitra Ny Aina, Miangaly Rajaonarison, Ny Antema Tokiniaina, Lüca'Sïh JåSsmïnãh Jöuhannáh, Seheno Andrianarivelo, Tsarafitia Rahariniaina, Auréat Randrianiherison, Ann Ïta, Fitïaã Niainä, Annita Vololoniaina, Raharilala Tendry, Honor Kaliana, Antara Antara Ariss-touvo, Tabera Rasamy, Finaritra Andria, Andria Niaina, Fitia Lamignione Rahel's, Faniry Razanadrakoto, Diari Feizoro, Niavo Mh, Zo Nambinina, An Tsa, Maminirina Raharimalala, Jud Barson, Lįh Nįåh Męgånę, Yü Añne Chan, Chris Tinah, Chayla Patricia, Mie Schan, Gilbertine Randrianarivony, Kayah Bøy, Manantena Henikaja, Tianarimanana Norolalao, Avotriniaina Achley, Andrine Andrine, Kiala Mi, Nantenaina Arth'inà, Alsina Tinah, Raherinirina Faramalala Felana, Cynthia Allan, Myh Rah, Miora Nirintsoa Raobijaonina, 陈晰, Jënnïe Läyiæ, Eth Inah, Finaritriniaina Fifaliana Fitiavana, Frāncïā Thømās

Salama ☺️Mbola tsy matory angaha ianareo 🫡      🇲🇬
28/04/2026

Salama ☺️
Mbola tsy matory angaha ianareo 🫡
🇲🇬

Alarobia mahafinaritra ☺️Ry super fans vaovao !!Miandry anareo ao amin’ny Sweet Treats shop i Meredith fa tongava maro 🥰...
22/04/2026

Alarobia mahafinaritra ☺️
Ry super fans vaovao !!
Miandry anareo ao amin’ny Sweet Treats shop i Meredith fa tongava maro 🥰🥰
Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎😘

Bean Vido, Daninah Angelita, Ma'lalah Mandimbihari, Chicka Lorianah, Fafa Ramandraivonona, Anoyah Rakoutou, Mamy Raelison, Miel Rahajarimanana, Er Nestine, Eulodia Randrianoelisoa, Papri Rakoto, Zo Nara, Volana Baliaka Fanantenana, Manou Fehizoro, Andri Malanto, Tsir Rab, Bodo Mayah, Lalao Celine, LNorohantaniaina Andrian, Hanitra Andriamamonjy, Keller Rasamimanana, Clara Rasoamihanta, Lalao Rivonirina, Anja Ravelojaona, Rota Rasoaharivololona, Kantomalala Iriantso, Saholy Rahariniaina, Juliana Olivian, Lova Randremanantsoa, Andkan Rakotoson, Miora Aina Andriam, Ramanantsoa Priscah, Noume Myah, Aimé Nirina, Kaya's Mitiã Sãnyãh, Aina Ratovoarisoa
🇲🇬

Salama ô ☺️Mazotoa izay mbola misakafo an 😋….izay efa voky avia mampiteny sary 🙃….am-pitoniana 😌😝      🇲🇬
21/04/2026

Salama ô ☺️
Mazotoa izay mbola misakafo an 😋….izay efa voky avia mampiteny sary 🙃….am-pitoniana 😌😝
🇲🇬

Mes publications ont obtenu plus de 3 000 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉🫶🏻M...
18/04/2026

Mes publications ont obtenu plus de 3 000 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉🫶🏻
Mankasitraka indrindra anareo ny tenako ❤️
Paoziko misahirana mampiditra kapan’i Nelly rehefa manao shooting 😅

🇲🇬

Tsara maraina ☺️Meredith indray anio no mampandroso anareo namanay vaovao ato amin’ny tontolo kely baoritra 🤗Tongasoa ia...
15/04/2026

Tsara maraina ☺️
Meredith indray anio no mampandroso anareo namanay vaovao ato amin’ny tontolo kely baoritra 🤗
Tongasoa ianareo ❤️
Un grand merci à mes nouveaux followers 🫶🏻

🇲🇬

i'Haingo Andria, Lanto Ralijaona, Antsa Nomena, Mbinintsoa Volatiana, Titiah Rakotoarimanana, Clara Rasoamihanta, Nomen-tsoa Rakotondrazafy, Mamtina Léa, Rakotonanahary Tamy Hasimbola Fanja, Zanou Miel Rabe, Ravo Ranaivonirina, ʚʆɞ Keissy ʚʆɞ, Tikou Altesse Rkt, Tatiana Randriantsuh, NîLantou Kweely Rvl, Fleur De Vanillah, Rindra Randrianjohany, TsiRy Rakotonirina, Nanta Andria, Mendrikiniaina Haingotiana, Valisoa Nomenjanahary, Ted Kaycee Clédor, Mi Rasoarilalao, Vahatra Ratsimandresy AiNa, Robene Sedrianho, Anjélah Mitchou, Voahirana Rasoarimalala, Jess'cäh Vatosoa, Fy Tiavina Andriamitovy, Slaxman Mayers Layan's, Ericah Fitiavana, Chic Baby Antsirabe, Fanou Ramiarantsoa, Miotisoa Miotisoa, Poupée Diamant, Antonica Antonisca, Mirana RH, Kalasoa Rafanomezantsoa, Valimbavaka Verotiana, Jacksinah Randrianarivelo, Miary Vony, Holitiana Nancia, F***y Randryy, Candy Nomena, Jennica Roxana, Erica Rasamoelina, Mialy Andriah, Tsanta Nomenjanahary, Diamondra Haruto, Pounà Randriana

Salama ☺️Androany asehoko anareo ny zestan’ireto taizan’i My Happy crafting doll ireto tamin’izy ireo handeha hody Nanao...
14/04/2026

Salama ☺️
Androany asehoko anareo ny zestan’ireto taizan’i My Happy crafting doll ireto tamin’izy ireo handeha hody
Nanao vakansy tato amin’i Kadoa am-bolana maro izy ireto, nalahelo azy ireo ny mamany 🥹 dia……
🇲🇬

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kadoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category