Transport Mahagagasitsara

Transport Mahagagasitsara Game moding

Ny Admin tamin'ny vô nahazo   voalohany😁😁
20/08/2026

Ny Admin tamin'ny vô nahazo voalohany😁😁

Aleo ndray lo milalao GTA San Andreas eh
18/08/2026

Aleo ndray lo milalao GTA San Andreas eh

15/08/2026

Test Toyota hiace h200

Miarahaba atsika mpanaraka ny pejy sy ireo mpanjifa   ato amin'ny pejy.Mety gaga ianareo fa misy namanareo sasany izay t...
10/08/2026

Miarahaba atsika mpanaraka ny pejy sy ireo mpanjifa ato amin'ny pejy.
Mety gaga ianareo fa misy namanareo sasany izay tsy valianay intsony ny message izay alefany nohon'ny antony maro.

Koa ambara anay androany fa :
- tsy mivarotra mod hoan'ny olona tsy anaty team intsony izahay(mod vaovao vô hivoaka hoan'ny ETS2 ilay resahina) .
- tsy mamaly intsony ireo olona na team tratranay nanaparitaka mod na ireo nanao modification non autorisées izahay.

Ny olana manko teo aloha dia miteny foana ny olona oe aza mipub sary rehefa tsy amidy ilay fiara, nefa rehefa amidy ilay izy dia misy fona ireo manondrana. Koa noraisina izao fanampakevitra izao mba hisorohana ny fiparitahan'ny mod satria efa maro loatra ireo mod miparitaka.

Ra toaka izany ianao olona tsy anaty team dia midira aloha team. Ka miankina amin'ny admin sisa ra anome na tsia ilay info an'ny membre ao anaty team izy na tsia.

--------------------------
Mirary soa hoatsika rehetra😊

06/08/2026

Tsy itako ne oe aiza le pédales de frein eh😆😆

05/08/2026

Rehefa raikitra ny akanitsanitsaka maivana😎😎

04/08/2026

Lisany ko nga efa nahita camion nalain'ny OVNI😂😂😂

01/08/2026

Breaking away from the ordinary once again!**
Monster Edition.😎😎😎

28/07/2026

Misy lolo(fantôme) marina eto😂

Address

Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 06:00 - 17:00
Tuesday 06:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 06:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 06:00 - 20:55

Telephone

+261348365240

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Transport Mahagagasitsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category