Fanatoanana Madagascar Barbecue - HH Creation

Fanatoanana Madagascar Barbecue - HH Creation Fanatonoana Barbecue Madagascar -Vente sur mesure -Tous travaux métallique mais spécialistes en création de barbecue

Mirary soa ho tratran'ny taona 2024 🙏🥰😊
31/12/2023

Mirary soa ho tratran'ny taona 2024 🙏🥰😊

09/05/2023
Brasero by HH Creation 😇
09/05/2023

Brasero by HH Creation 😇

Mirary herinandro finaritra hatrany ☺️🍗🌭
29/08/2022

Mirary herinandro finaritra hatrany ☺️🍗🌭

Nos braseros  en cet hiver glacial 🤩🤗
21/05/2022

Nos braseros en cet hiver glacial 🤩🤗

Arahaba alarobia folakandro 😊 eto ihany fa mitady ny tsara hatrany atolotra ho anareo tompoko Na hanaovana fety ao antra...
04/05/2022

Arahaba alarobia folakandro 😊 eto ihany fa mitady ny tsara hatrany atolotra ho anareo tompoko

Na hanaovana fety ao antrano 🍽😋🍽
Na koa hoan'ireo mpiasa te hanao sy hivarotra tsatsiou,saucisse na kotlette na kitoza na poulet fummé, ❤💕💖 dia mbola manasa izay mbola tsy nahazo , tohano ny vita malagasy ✔💯👌HH création métallique.
🍕🍗🍖🍛🍽🍡Barbecue de Jardin triple fonction.
✔Fatana fanaovana Grillade, tsatsiou, laquer sy lafaoro fanaovana pizza😋😋 (tsy mahavita gateaux sy cake.....).

✔àpartir de 600 000 ariary mandray vita, afaka misafidy loko 😉
🍽🍛🍖🍗🍕🐷Na fummoir fotsiny commercial 600 000 ariary sy 450 000 ariary usage domestique
✔☞fatana charbon no ampiasaina.
✔Fa mandray commande rehetra izahay raha manana modèle ianao 😊
✔034 88 736 33 ny numero azahoana miantso sy manao commande tompoko.
✔Vente sur commande(tsy misy disponible aloa atreto, efa lasa daholo ) fa Ambohimanala (Andoharanofotsy ) no misy ny atelier anay☺
🖒Tohanò ary ny asa tanana vita malagasy ✔💯🤗👌✌🖒
NB : Afaka mandefa Mp fa efa ireo daholo ny detail, manasa antsika HIANTSO ny numero ☝☝ 034 88 736 33 izay liana 👉
Fb : HH creation
Na :H'ray rajaonah

Pour ceux qui attendaient l'occasion, 1 Barbecue de jardin disponible suite 😎☺️Contactez nous en MP pour ceux qui sont i...
26/04/2022

Pour ceux qui attendaient l'occasion, 1 Barbecue de jardin disponible suite 😎☺️

Contactez nous en MP pour ceux qui sont intéressée.

Excellente fin de journée à tous 🥰🥰Eo amban'ny fitantan'izy Tompo anie ny herinandro tsika rehetra 🙏
24/04/2022

Excellente fin de journée à tous 🥰🥰

Eo amban'ny fitantan'izy Tompo anie ny herinandro tsika rehetra 🙏

Merci Msf 🥳🙏HH Création 2.0
04/04/2022

Merci Msf 🥳🙏

HH Création 2.0

Address

Lot IVB 522 Ambohimanala
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanatoanana Madagascar Barbecue - HH Creation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Fanatoanana Madagascar Barbecue - HH Creation:

Share