22/05/2026
Chorale Tsirimpahazavana - 30 taona
Sary vitsivitsy nandritry ny Antsam-panahy notanterahina ny alahady lasa teo 17 may tao amin'ny Ekar Katedraly Andohalo.
Niarahana tamin'ireo antokom-pihira teto amin'ny distrikan'Andohalo.
Misaotra ireo nanotrona rehetra.
Araho ny pejy ho an'ny fandaharam-potoana manaraka
❣️