Lafatra le freestyleur

Lafatra le freestyleur Le freestylefoot est plus qu'une passion ,,c'est ma vie

28/03/2026

🚨Je connais mon Kata, je connais mon karaté🚨
Eo be fotsiny ndray aloha⚽❤️

21/03/2026

🚨Zaraina am tsika ny vokatra🚨
Manohana azy am fo🫶🩵❤️

🚨Quand la passion rencontre l’opportunité… la magie arrive. ⚽✨Honoré d’avoir participé au tournage de ce clip🩵❤️Une expé...
14/03/2026

🚨Quand la passion rencontre l’opportunité… la magie arrive. ⚽✨
Honoré d’avoir participé au tournage de ce clip🩵❤️

Une expérience incroyable qui ajoute une nouvelle page à mon histoire.🫶❤️
Fier de représenter mon talent et de vivre des moments comme celui-ci.
Le chemin continue… et le meilleur reste à venir. 💙❤️

07/03/2026

🚨 Gymnase Mahamasina
Ampahany tamin'ny fampisehoana izay nataoko vao tsy ela tamin'ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny tournoi " Ma-hery Futsal"🔥

Misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra ny tenako.
Amin'ny fo hatrany🫶❤️

⚽🔥Ce fut un honneur pour moi de réaliser une démonstration de freestyle foot à l’occasion de l’ouverture de ce superbe t...
22/02/2026

⚽🔥
Ce fut un honneur pour moi de réaliser une démonstration de freestyle foot à l’occasion de l’ouverture de ce superbe tournoi "Ma-hery futsal"🔥

Merci aux organisateurs pour la confiance et l’invitation. L’ambiance était incroyable et ce fut un vrai plaisir de partager ma passion avec vous tous.
Force à toutes les équipes et que le spectacle continue 💪✨

10/01/2026

🚨News🚨
Ary raha ny loha fotsiny indray no atao mitantara?
🇲🇬🇲🇬🔥


🚨Vaovao malaza androany😱Navita tsy nietsika nandrindra ny 120 min indray i  😱 ilay lehilahy mpanohana ny ekipa RDC nandr...
07/01/2026

🚨Vaovao malaza androany😱
Navita tsy nietsika nandrindra ny 120 min indray i 😱 ilay lehilahy mpanohana ny ekipa RDC nandritra ny lalao izay nifandonana tamin ry zareo Algerianina. Ity fietsika ity moa raha ny nambarany nalainy tahaka tamin'ilay sary vongan'i izay Praiminisitra Congolais voalohany anisany niady tamin'ny fahaleovantena.

Nb: ny tenako efa nanandrana an'ilay tsy mietsika tamin'ny fandalovako teo amin'io toerana io fa 30s no vitako🙌🤣 tena mafy ity ranamana navita 120 min ity🙏😅

12/12/2025

Aza jerena le farany🙈😂🤣 tsy zah iny fa olona hafa🤧

Animation tao anatin'ny fanamasinana ny mariagin'i Naiki's Junior Ratovonari Sy Feno hasina 🥰
Mankasitraka anareo roa hatrany tamin'ny fanasana ary mamerina ny firariantsoa❤️ ho lamban'akoho❤️

Afaka asiako tahak'izao ihany koa ny mariaginao fa alefao malaky ilay fanambadiana😎😂
Mankafiza finaritra o🔥⚽

Salut dol👊😅Elaela tsy hita kely fa tsy mora le manambady🤧😂Efa tafaverina tanteraka isika zao ary efa misy vidéo matsiro ...
10/12/2025

Salut dol👊😅
Elaela tsy hita kely fa tsy mora le manambady🤧😂
Efa tafaverina tanteraka isika zao ary efa misy vidéo matsiro b avokantsika am zoma zao🔥 koa aza miala lavitra👊

En ce jour 1er September, journée Mondiale du freestyle football ❤️⚽J'élève ma main pour saluer tous les freestyleurs du...
01/09/2025

En ce jour 1er September, journée Mondiale du freestyle football ❤️⚽
J'élève ma main pour saluer tous les freestyleurs du monde entier.Que la magie du ballon rond nous unisse et nourrisse notre confiance intérieure.
Coucou depuis Madagascar🇲🇬❤️

Tiako ty sary ity😍✊🔥Sary iray izay tsy miteny fa manambara zavatra bediabe🫶❤️⚽ inona no lesona azo tsohaina amin izao?
20/06/2025

Tiako ty sary ity😍✊🔥
Sary iray izay tsy miteny fa manambara zavatra bediabe🫶❤️⚽ inona no lesona azo tsohaina amin izao?

Makaiza sy makaiza aby isika ato androany?😁😅Perso: mitendritendry gloom ato antanana 🥰Manaova fety ampahendrena daholo😊👊...
21/04/2025

Makaiza sy makaiza aby isika ato androany?😁😅
Perso: mitendritendry gloom ato antanana 🥰

Manaova fety ampahendrena daholo😊👊❣️

Address

Ankatso
Antananarivo
101

Telephone

+261343571738

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lafatra le freestyleur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Lafatra le freestyleur:

Share

Category