René sy Ony Ofisialy

René sy Ony Ofisialy hamalifaliko anao Fireneko izany Talentako

🇲🇬 TAOMBAOVAO MALAGASY 🇲🇬✨ TRATRY NY TAONA VAOVAO MALAGASY ✨* Amin’izao fankalazana ny Taombaovao Malagasy izao   dia et...
19/03/2026

🇲🇬 TAOMBAOVAO MALAGASY 🇲🇬

✨ TRATRY NY TAONA VAOVAO MALAGASY ✨

* Amin’izao fankalazana ny Taombaovao Malagasy izao
dia eto izahay dia te hirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra ary ho ambinina amin'izay rehetra hisasarana ka ho TO avokoa izay rehetra no kasaina atao! 💪

🥁MANAOVA FETY FINARITRA EEEEE!🎉

🫶 Masina ny TANIN-DRAZANA 🥰🥰

02/12/2025

Masina ny Tanin-dRazana 🇲🇬🇲🇬

04/11/2025

Fitiavana marina hihi 🥰🌹
fans

03/11/2025

Nsoooh 🥰🥰🌹🌹
fans

Miarahaba antsika nahatratra izao fetin'ny Fahaleovantena izao,Ho tahin''Andriamanitra @ izay rehetra atao anie isika mi...
26/06/2025

Miarahaba antsika nahatratra izao fetin'ny Fahaleovantena izao,
Ho tahin''Andriamanitra @ izay rehetra atao anie isika mianakavy

Mirary Soa daholo eeeee!!

03/05/2025

!!TANDREMO!!
amin'izao toe-javatra maro mitranga eto amny firenena izao , dia aleo mba hifanafatra kely isika amin'ity hira iray ity
😢"Mamafaza Voa isika fa Tany mbola hilaozana ny eto"

Mahereza hatrany dia samia ho tahin'Andriamanitra
fans

28/04/2025

indro misy hafatra kely hihi!! ☺️
tadidio fa :
- Raha Fitia nalain'ny "Vava"? > Mora hovaina
- Raha fitia nalain'ny "Maso"? > Mora miova
Fa raha Fitia nalain'ny "Fo"? no sitraka hoenty matory ary mandramaty 🥰

mirary totoloandro mahafinaritra ho antsika rehetra :)
fans

Nareo koa rakizy de misahirana kaaa k*kk*kk,merci Anouraly Mickael Nicko fans
05/04/2025

Nareo koa rakizy de misahirana kaaa k*kk*kk,
merci Anouraly Mickael Nicko


fans

Malagasy ianao ! hekenao ve?Na @ fomba fihetsika na @ fomba fiteny! hekenao ve?Malagasy izao sy ianao no tena Razana, ka...
21/03/2025

Malagasy ianao ! hekenao ve?
Na @ fomba fihetsika na @ fomba fiteny! hekenao ve?
Malagasy izao sy ianao no tena Razana, ka aoka hifankatia mandrak'izay doria ka iaraka ankalaza ny andro hiraisam-pirenena ho an'ny TRISOMIE 21 à Madagascar isika anio 21/03/25 ka hifanasoa lalandava!

Mirarisoa ho antsika mianakavy eeeee!!

fans
Down Syndrome Madagascar
World Down Syndrome Day

Arahabaina nahatratra ny Fety retsy ann,ho ela velona anie isika vehivavy ary samy ho botrabotra avokoa k*k 🤣
08/03/2025

Arahabaina nahatratra ny Fety retsy ann,
ho ela velona anie isika vehivavy ary samy ho botrabotra avokoa k*k 🤣

hihi tena mahafinaritra ahy de zaraiko eto
28/02/2025

hihi tena mahafinaritra ahy de zaraiko eto

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when René sy Ony Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share