Mino'Su koja

Mino'Su koja Vente en ligne 🛒🛍️

Hafa kely indray ity style iray ity ☺️Prix 15.000 arPointure 27 / 28
07/06/2026

Hafa kely indray ity style iray ity ☺️

Prix 15.000 ar
Pointure 27 / 28

🌟 CHAUSSURES ENFANT DISPONIBLES 🌟👟 Votre enfant mérite d'être à l'aise tout en restant stylé !✅ Pointure : 27✅ Couleur :...
06/06/2026

🌟 CHAUSSURES ENFANT DISPONIBLES 🌟

👟 Votre enfant mérite d'être à l'aise tout en restant stylé !

✅ Pointure : 27
✅ Couleur : Vert tendance
✅ Confortables et légères
✅ Parfaites pour l'école, les promenades et les jeux

💰 Prix spécial : 15 000 Ar

🎁 Un excellent choix pour les parents qui recherchent une chaussure pratique, jolie et abordable.

📲 Intéressé(e) ? Envoyez un message dès maintenant.

⚠️ Quantité limitée !

Salama daholo 🥰Izany indray ary ny poketra mahafatifaty kely 😅Vita avy amin'ny hoditr'omby, lamba vrai wax, sy rabane Su...
05/06/2026

Salama daholo 🥰

Izany indray ary ny poketra mahafatifaty kely 😅

Vita avy amin'ny hoditr'omby, lamba vrai wax, sy rabane

Sur commande daholo a, manao collaboration ihany koa ☺️

Mp si intéressé(e) ☺️

Bonjour daholo🥰Ela2 tsy nanao publication Saingy androany izahay hanolotra zavatra vao2 b ho anareo ☺️ Art Malagasy, iza...
22/09/2025

Bonjour daholo🥰
Ela2 tsy nanao publication
Saingy androany izahay hanolotra zavatra vao2 b ho anareo ☺️ Art Malagasy, izahay ihany no manao azy.

Raha misy mahaliana anao dia midira hafatra miafina tompoko❤️

Mankasitraka antsika rehetra izay efa nanjifa tato aminay sy izay nanaraka ny pejy teto foana, ❤️ faly ihany koa izahay mandray an'ireo izay vaovao rehetra🥰😚

Coucou daholo 🥰Ndao indray hafanaintsika  akanjo mamy kely ireto ny zanantsika ee🥰🤩Efa ao  ny âge + prix ☺️Livraison à p...
24/06/2025

Coucou daholo 🥰
Ndao indray hafanaintsika akanjo mamy kely ireto ny zanantsika ee🥰🤩
Efa ao ny âge + prix ☺️
Livraison à partir 3.000 ar

Tout à 10.000 ar indray ary eTsara kely daholo rehefa hanaovana🤩Jereo izay mety ary o🥰
06/06/2025

Tout à 10.000 ar indray ary e

Tsara kely daholo rehefa hanaovana🤩
Jereo izay mety ary o🥰

Hey !! Sweat sans capuche indray no atolotray anareo  indray mitoraka ity🥰@ vidiny 1.2000 ar ☺️ fa izay maka 5 et + maha...
31/05/2025

Hey !! Sweat sans capuche indray no atolotray anareo indray mitoraka ity🥰
@ vidiny 1.2000 ar ☺️ fa izay maka 5 et + mahazo réduction anhh🤗 aza tara ary fa tena vitsy ny entana
Jereo izay mety ary ohhh😘

Oay wa ry zareo izany hatsaran javatra ee🤩😱Ny harena kelinareo ko ve rehefa mahazo akanjo na zavatra vaovao dia faly ery...
17/05/2025

Oay wa ry zareo izany hatsaran javatra ee🤩😱

Ny harena kelinareo ko ve rehefa mahazo akanjo na zavatra vaovao dia faly ery😅
Ny anay izao misy an'izany hoe, zah tsy hanao an'ilay taloha iny intsony fa ilay vao2 ny ahy no tiako😅🤭

Ndao hampifaliana kely ndray ary ny harena kelitsika @ alalan'ireto akanjo mafana kely ireto e🥰 Sady matevina tsara ny ao anatiny anh, mo ny andro ko efa mangatsika dia tena ilaina izany izao, surtout ho an'ny zaza antsika
Mamy anie izy ireny eee🤗

Efa ao ny détails / prix pas plus de 10000 ar
Livraison à partir de 3000 ar

Araho hatrany ny pejy ary ee😘

Efa tena tonga ny ririnina 🥶Tsy mampanahy anefa izany amin'ireto akanjon'ankizy PREMIER CHOIX ireto🤩Avy tonga dia faly s...
15/05/2025

Efa tena tonga ny ririnina 🥶
Tsy mampanahy anefa izany amin'ireto akanjon'ankizy PREMIER CHOIX ireto🤩
Avy tonga dia faly sy salama ny ankizy rehefa manao akanjo tsara sady mafana 🥰
Efa miaraka amin'ny sary ny prix sy âge
Araraoty ary eee🥰

Mbola betsaka ihany koa izy ato fa aza adino ny manaraka tsy tapaka ny pejy a😘☺️

Address

Antananarivo

Telephone

+261331430064

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mino'Su koja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share