F'Ianjaika Créa

F'Ianjaika Créa F'Ianjaika Créa
👔👗🛍️

🚍 RY DORKASY SY NY STK oo JEREO ANGE NY HATSARAN’NY FIARANTSIKA ee    🚐 Fiara madio, milamina azahoana aina tsara no FIA...
30/07/2026

🚍 RY DORKASY SY NY STK oo
JEREO ANGE NY HATSARAN’NY FIARANTSIKA ee
🚐 Fiara madio, milamina azahoana aina tsara no FIARANTSIKA amin’ireto fihaonambe lehibe ireto 🙏🎶
📍 FIHAONAMBE DORKASY – FIANARANTSOA
🗓️ Départ : 06 Août
📍 FIHAONAMBE STK – NOSY BE HELL VILLE
🗓️ Départ : 24 Août
Sarandalana : 260000 Ariary (Aller et retour)
🚨 Mbola misy toerana vitsy sisa!
Aza miandry ho lany vao hitady toerana indray e 😱
✅ Fandriho dieny izao ny toeranao
📞 038 12 100 68
ANDAO HIARADIA AMINAY.
JEREO ANIE ee

HE OO… MANDEHA NY FOTOANA an! FIHAONAMBE DORKASY FIANARANTSOA 🚐 NOHO NY FANGATAHANTSIKADIA NAMPIANAY NY FIARA HANDEHA 🎁 ...
24/07/2026

HE OO… MANDEHA NY FOTOANA an! FIHAONAMBE DORKASY FIANARANTSOA
🚐 NOHO NY FANGATAHANTSIKA
DIA NAMPIANAY NY FIARA HANDEHA
🎁 TONGA DIA ATAOVY MALAKY NY RÉSERVATION SAO TARA INDRAY OO
🚐 Départ Tana ➡️ Fianarantsoa:06 Août
🚐 Départ Retour Fianarantsoa ➡️ Tana: 09 Août
🎁 Sarandalana : 100 000 Ar (Aller et retour)!
🏃 VONJIVONJEO MALAKY NY TOERANAO
📞 Réservation : 038 12 100 68
FIAINGANA ary oo

🚐 HE OO… MANDEHA NY FOTOANA ! aan🏝️ FIHAONAMBE STK NOSY BE – HELL VILLE 🏝️❌ Mbola tsy manana fiara handehanana ve ianao ...
24/07/2026

🚐 HE OO… MANDEHA NY FOTOANA ! aan
🏝️ FIHAONAMBE STK NOSY BE – HELL VILLE 🏝️
❌ Mbola tsy manana fiara handehanana ve ianao ?
Aza miandry farany intsony !
✅ Mikarakara Fiara iombonana izahay,ho any Nosy Be
🚐 Fiara milamina • Toerana voafetra • Fandaminana azo antoka
📅 DÉPART TANA : 24 AOÛT
📅 DÉPART NOSY BE : 30 AOÛT
💰 SARANDALANA : 260 000 Ar
➡️ Aller : 130 000 Ar
➡️ Retour : 130 000 Ar
🔥 VOAFETRA NY TOERANA !
📌 Fandriho malaky ny toeranao sao tara !
📞 RÉSERVATION : 038 12 100 68
🌊 NOSY BE miandry anao… ARARAOTY, ARARAOTY,ANDAO HIARAKA AMINAY ! 🚐✨

24/07/2026

HE OO… MANDEHA NY FOTOANA an!
🚐 MBOLA TSY NAHITA FIARA HANDEHANANA HAMONJY FIHAONAMBE DORKASY FIANARANTSOA VE IANAO?
🎁 Fotoana lehibe hihaonana sy hifampizarana ary azahoana aimpanahy HO ANTSIKA DORKASY io aan!
🚐 Départ Tana ➡️ Fianarantsoa:06 Août
🚐 Départ Retour Fianarantsoa ➡️ Tana: 09 Août
🎁 Sarandalana : 100 000 Ar (Aller et retour)!
🚐 Aza miandry farany vao mitady toerana!
🏃 VONJIVONJEO MALAKY NY TOERANAO
📞 Réservation : 038 12 100 68
FIAINGANA ary oo

18/07/2026

Coucou daholooo
Izay manaiky fa noho ny Fahasoavan'Andriamanitra no nahatoa izao anao, antsika,
Dia Manaova " présents" oo

13/07/2026

REHEFA MIANATRA MANJAITRA,MIEZAKA TSY MAINTSY MAHAY oo

Mbola misy toerana 2, miditra Lundi 13 Juillet oo,mp malakyOMANY NY HO AVINAO RAHAMPITSO
11/07/2026

Mbola misy toerana 2, miditra Lundi 13 Juillet oo,mp malaky
OMANY NY HO AVINAO RAHAMPITSO

09/07/2026

O ry zareo a
Itantarako zavatra nareo ?
Efa hiakanjo ah androany vao nahita hoe kay nisy tasy ny akanjo saika hanaovako
* Nefa fotsy no anaovana
* Soa fa misy ravindamba dia nanapakevitra nandray fitaovana : " 8h :traçage,coupe, assemblage... 9h: VITAaa"
*Dia io
* VITANAO koa zany raha mahay manjaitra ianao
* Mianara ato @ F'Ianjaika crea ary oo
0381210068

Address

Ambatomainty
Antananarivo

Telephone

+261335167999

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F'Ianjaika Créa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to F'Ianjaika Créa:

Shortcuts

Share

Category