26/09/2022
Ny antsonao Jesoa malala
Mambabo ny foko hatrizao
inty aho tsy misalasala
Hanefa izao voadiko izao
Inty aho, iraho aho Jesoa
Iraho aho, inty aho Jesoa
Izay rehetra anirahanao ahy
Hefaiko tsy misy ahiahy