Todiasy: Animateur & Mpikabary

Todiasy: Animateur & Mpikabary Animateur🎙 Mpikabary🎤 M.C🎙 Coach en team building
☎034 25 704 40
📧[email protected]

🗓️09 août 2026🗓️Voyage avec 🎉🍀Masoandro mody no nampalahelo☺️🍀 Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
09/08/2026

🗓️09 août 2026🗓️
Voyage avec 🎉🍀
Masoandro mody no nampalahelo☺️🍀
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

🎤 Deux Animateurs, une seule mission : mettre le feu à la fête ! 🔥🎉Mission accomplie ✅ Mc animateur Todiasy: Animateur &...
07/08/2026

🎤 Deux Animateurs, une seule mission : mettre le feu à la fête ! 🔥🎉
Mission accomplie ✅

Mc animateur
Todiasy: Animateur & Mpikabary

☎️034 25 704 40
📧 [email protected]

06/08/2026

Tsara ny fomban-drazana🇲🇬❤️

Malala o?
Mbola voatahiriko ato hatramin’izao
ilay somesonao , indray hariva iry.
Ilay andinin-teny kely nentinao namboraka sy nilaza ny fitia.
Izay mivaky toy izao :” Malala o! Aza ianao manahy fa izaho hitia anao”.
📸✍️ Tolopanahy

Todiasy: Animateur & Mpikabary

🥳AMBILA LEMAITSO🎉Araka ny lovantsofina ao an-toerana:Lazaina fa toerana masina i Ambila-Lemaitso, misy farihy sy toerana...
06/08/2026

🥳AMBILA LEMAITSO🎉

Araka ny lovantsofina ao an-toerana:
Lazaina fa toerana masina i Ambila-Lemaitso, misy farihy sy toerana manan-kasina.
Misy finoana fa misy fanahin'ny razana miambina ny farihy sy ny ala manodidina. Noho izany dia misy fady toy ny tsy manary fako anaty rano, sy ireo fady maro hafa.

Todiasy: Animateur & Mpikabary

Ny fitiavana tokoa mahazaka maniraka 💞 Avy any KENYA no tonga manome voninahitra ny ray aman-dreny eto MADAGASIKARA🇲🇬🇰🇪M...
05/08/2026

Ny fitiavana tokoa mahazaka maniraka 💞
Avy any KENYA no tonga manome voninahitra ny ray aman-dreny eto MADAGASIKARA🇲🇬🇰🇪

Mandeha ny fotoana fa dia mirary soa hatrany 🙏



Todiasy: Animateur & Mpikabary
☎️034 25 704 40
📧 [email protected]

05/08/2026

Tsara i Madagasikara 🇲🇬🥰
Iza no te hanao vacances ?

Fotoanany Zao fa dia Mahaiza mifidy toerana aleha😁

Mahaiza manaja fomban-tany❤️🇲🇬🙏

04/08/2026

Faly ny fianakaviana fa vita soa ny fomba Malagasy fanao rehefa amin'ny fangataham-bady🙏🇲🇬

Mikorana sy mitso-drano ny rehetra ary miaraka mifaly amin'izay mivady 🥰

Lanonana Ambanivohitra tena mahafinaritra 🥰🇲🇬🎈

Todiasy: Animateur & Mpikabary
☎️034 25 704 40
📧 [email protected]

Tongasoa eto ALAROBIA VATOSOLA miaraka amin'ny vovoka bé🤣😭Todiasy: Animateur & Mpikabary Tolopanahy Fenohaja François Rã...
02/08/2026

Tongasoa eto ALAROBIA VATOSOLA miaraka amin'ny vovoka bé🤣😭

Todiasy: Animateur & Mpikabary
Tolopanahy Fenohaja
François Rãndriî

🗓️01 août 2026 - KABARY Ambanivohitra 🎈 Mahafinaritra foana ny mikabary aty Ambanivohitra aty 😁🎉     🎉🎉🎉🎉🎉  T  ❣️  T  🎉🎉...
01/08/2026

🗓️01 août 2026 - KABARY Ambanivohitra 🎈

Mahafinaritra foana ny mikabary aty Ambanivohitra aty 😁🎉

🎉🎉🎉🎉🎉 T ❣️ T 🎉🎉🎉🎉🎉

Arahabaina ianareo roa dia mirary tokantrano sambatra indrindra tompoko 🙏❤️

Alatsinainy bakaro sy ny avy eny Andranobe teto natambatra ho iray 🎉❣️

Any ANDRAMASINA any ndray mihaona rahampitso 🥰

Todiasy: Animateur & Mpikabary
☎️034 25 704 40
📧 [email protected]

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342570440

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Todiasy: Animateur & Mpikabary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share