NAHYL Music Artist | Author & Composer

Niggaz๐Ÿ’ค
29/10/2025

Niggaz๐Ÿ’ค

Birthday vibes ๐Ÿฅณ๐ŸŽ‰
27/10/2025

Birthday vibes ๐Ÿฅณ๐ŸŽ‰

Mpanankato avy ao Fianara ve?Mahay ry zareo ao fa inona angah no tsy mampalaza an'lerony.Ny eto an-tanร na tsy misy olona...
22/10/2025

Mpanankato avy ao Fianara ve?
Mahay ry zareo ao fa inona angah no tsy mampalaza an'lerony.
Ny eto an-tanร na tsy misy olona afaka ny hiondana intsony fa efa lasa mpanankato avokoa izahay ๐Ÿ˜… lol !

Tsy tonga hanitsy fa hilaza ny zava-misy.
Ialahy izany na hanao clip amin'ny Kevin Deris na hanao feat amin'ny Dj Snake na hanao feat amin'i Oboy raha mbola ny eto an-tanร na no mahakobo an'ialahy mipetraka eto ialahy io mihira io dia ataon'ny public eto hotran'ny tay ny vazon'lah vao mba milive manao Guest ialahy.
Ny eto an-tanร na ialahy tsy kobo rehefa mandady de rehefa nahazo RDJ ialahy na manana ny maha izy an'ialahy vao dongiana hoe avy aty aminay io.

Tanjona amin'ilay kozy atsipy dia tsy manery hoe iondany aby izay mivazo eto fa hoe aza ahilika izy raha mbola ao anatin'ny misandratra.

Artiste 301 ilay manoratra mety hikozy ianao hoe iza koa itony tsisy bedy fa ny resaka matetika heno any amin'ny faritra sy tsikaritran'ny olona mahatsapa an'ilay izy eto ร  tanร na no ampitaiko miaraka zavatra hitako koa.

17/10/2025

Indro ary atolotra am-pitivana ilay vokatra vaovao ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ—ฃ๏ธ
The Plug rhythm flows with deep 808s, airy chords, and crisp, bouncing hi-hats. ๐Ÿšฆ๐Ÿšง

๐˜ผ๐™ง๐™ฉ๐™ž๐™จ๐™ฉ: Nahyl Naking
๐™๐™ž๐™ฉ๐™ก๐™š: Like That โšก
๐™‰๐™ค๐™ฉ๐™ž๐™˜๐™š: A personal expression of my true self ๐Ÿ

๐™Ž๐™ค๐™ช๐™ฃ๐™™ ๐™—๐™ฎ ๐™ˆ๐™–๐™จ๐™ฉ ๐™๐™š๐™˜๐™ค๐™ง๐™™๐™จ

https://youtu.be/b6gvyOoosAw

๐Ÿ”ฅ ร‰coute, kiffe, et partage !

๐Ÿ”ฅ Nahyl โ€“ Like That ๐Ÿ”ฅVoici mon nouveau son ! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธCe morceau reflรจte qui je suis vraiment et mes dรฉbuts dans la musique. ...
15/10/2025

๐Ÿ”ฅ Nahyl โ€“ Like That ๐Ÿ”ฅ

Voici mon nouveau son ! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ
Ce morceau reflรจte qui je suis vraiment et mes dรฉbuts dans la musique. Malgrรฉ les obstacles et les annรฉes qui passent, je reste fier de reprรฉsenter le rap malgache.

๐Ÿ’ฅ Trap brรปlant, rimes crues, vibes authentiques.
ร€ รฉcouter fort et ร  partager !

This track shows Nahylโ€™s true self, straight from the plug.

๐…๐š๐ง๐ ๐š๐ญ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐ž๐ก๐จ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐›๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ง'๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š โ›”Manova zavatra maro be ary miteraka criseโš ๏ธ/chรดmage tec...
26/09/2025

๐…๐š๐ง๐ ๐š๐ญ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐ž๐ก๐จ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐›๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ง'๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š โ›”

Manova zavatra maro be ary miteraka criseโš ๏ธ/chรดmage technique ny fandrobana an'ireo orin'asa maro.

Misy Ray aman-dReny mampiana-janaka sy miandraikitra adidy maro ny olona miasa amin'ireny orin'asa maro ireny.

Aleo tsy manimba sy mamotika ary maka zavatr'olona na dia miara-mirona midina andalam-be manao fangatahana ๐Ÿ™๐Ÿพ

Tsy be moral aho na zoky hanitsy fa zandry maneho hevitra.

Misaotra tompoko

Rehafa nandeha ny vote dia tapaka fa ilay "ANTSOWNANร‰" no hatao clip ๐ŸŽฅโšกYo, on va bientรดt commencer le tournage ! ๐ŸŽฌTiktok...
24/09/2025

Rehafa nandeha ny vote dia tapaka fa ilay "ANTSOWNANร‰" no hatao clip ๐ŸŽฅโšก

Yo, on va bientรดt commencer le tournage ! ๐ŸŽฌ
Tiktok : https://vm.tiktok.com/ZMAfPbup9/

Mandroso fa tsy miandry ny alamako avy amin'olona ๐Ÿš€๐Ÿ––๐Ÿพ
07/09/2025

Mandroso fa tsy miandry ny alamako avy amin'olona ๐Ÿš€๐Ÿ––๐Ÿพ

03/09/2025

Comming Soon ๐ŸŽ™๏ธโšก
Nahyl x Biflow - MD5 [Explicit]
Demos ๐Ÿ’ฅ

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NAHYL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share