Nekena Idรฉal

Nekena Idรฉal KITIO FOTSINY IO SUIVRE IO RA MAHALIANA ANAO. ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡ ๐Ÿ‘‡ ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡

โ›”MBA MANGATAKA FANAZAVANAโ›”Nisy ny niandohany izao rehetra izao indrandra ny olombolona , voalaza ao anaty baiboly kristi...
31/07/2026

โ›”MBA MANGATAKA FANAZAVANAโ›”

Nisy ny niandohany izao rehetra izao indrandra ny olombolona , voalaza ao anaty baiboly kristianina fa Adama no olona voalohany namboarin Andriamanitra ary taolana avy aminy no namboarana an i Eva izy ireo no niteraka an i Kaina sy Abela , izy 4 mianaka reo izany no ankohonana voalohany teto an tany , Novonoin i Kaina nefa Abela , 3 mianaka zany sisa, taty haorina voalaza fa nanambady i Kaina .
๐Ÿ“Fanotaniana mipetraka voalohany izy ilay vadiny kaina ?
Nefa oe mbola tsisy olobelona akaotran i izy 4 mianaka teto ary Abela efa maty , Eva irery sisa izany no vevavy ( sanatria ve de vadin' izy mianaka tao Eva )
๐Ÿ“Fanotaniana faharoa avy aiza no nipohiran i Noa mianakavy sy ireo olona maro be matin ny safondrano ?
Ary rehefa maty ny olona rehetra dia tsy misy afa tsy Noa
mianakavy sisa velona
๐Ÿ“Fanotaniana fahatelo taiza indray no niavitsika mianakavy ireo , ( sa ve izy Noa mianakavy tao antrano indray no nifapy vadivady tao ka nahatonga tsika rhetra ireo)??

Mba mangataka fanazavana @ kristianina tompoko

MIFOHAZA NY MATORY!TSY JESOSY IO FA I ROBERT POWELIZA MOA I ROBERT POWEL ?LEHILAHY TERATANY BRITANIKA MPILALAO SARY MIHE...
29/07/2026

MIFOHAZA NY MATORY!

TSY JESOSY IO FA I ROBERT POWEL

IZA MOA I ROBERT POWEL ?

LEHILAHY TERATANY BRITANIKA MPILALAO SARY MIHETSIKA.

*TERAKA T@ 1 JIONA 1944 TAO SALFORD
*MANAMBADY AN'I BARBARA LORD
*MANAN-JANAKA 2:KATE POWELL,BARRY POWELL.

TAMIN'NY TAONA 1977 NO NIVOAHAN'NY HORONANTSARY "JESUS DE NAZARETH" IZAY NAKANY NY TOERAN'I JESOSY TAO AMIN'NY HORONANTSARY.

TENA TSARA SADY VELONA ILAY HORONANTSARY SATRIA AHAFAHANAO MIAINA MIVANTANA NY TRANGA TENA NISY TOKOA ARAKA NY SORATRA MASINA HITA AO AMIN'NY BAIBOLY.

NY ZAVATRA NISY NEFA NANOMBOKA TAMIN'NY TAONA 1977 NIVOAHAN'IO HORONANTSARY IO DIA LASA NATAON'NY OLONA HO SARY MASINA NY SARIN'I ROBERT POWEL,APETAKA AMIN'NY RINDRINA AO AN-TRANO,FIARA,AKANJO ENY HATRANY AMIN'NY TRANO FIVAVAHANA AZA.

NALAHELO I ROBERT POWEL NANOMBOKA TEO ARY NAMBARANY AMPAHIBEMASO FA TSY I JESOSY IZY;NOLAZAINY FA IZY AZA DIA VOAFATOTRY NY TOAKA SY NY ZAVA-MAHADOMELINA ARY MANGATAKA MAFY AMIN'ANDRIAMANITRA MBA HO AFAHANY AMIN'IZANY.

INDRISY MANTSY FA NA DIA TEO AZA NY FANAZAVANY DIA MBOLA MANAO FANAHY INIANA IHANY NY MARO HATRAMIN'IZAO HATRAMIN'NY MPITONDRA FIVAVAHANA AMBONY SY IREO OLONA MBA NAHITA FIANARANA AMBONY,MAMPIASA IO SARY IO HANEHOANY AN'ANDRIAMANITRA.

*82 TAONA TAMIN'NY 1 JIONA LASA TEO I ROBERT POWEL

Nekena Idรฉal

๐Ÿ‘ป HASHIMA ISLAND โ€” Ilay โ€œNosy Matoatoaโ€ any Japon ๐Ÿ‡ฏ๐Ÿ‡ตEo akaikinโ€™i Nagasaki, Japon, no misy nosy kely iray antsoina hoe Ha...
29/07/2026

๐Ÿ‘ป HASHIMA ISLAND โ€” Ilay โ€œNosy Matoatoaโ€ any Japon ๐Ÿ‡ฏ๐Ÿ‡ต

Eo akaikinโ€™i Nagasaki, Japon, no misy nosy kely iray antsoina hoe Hashima Island, fantatra ihany koa aminโ€™ny anarana hoe Gunkanjima (โ€œNosy Sambo mpiadyโ€) noho ny endriny rehefa jerena avy lavitra.

Taloha, ity nosy ity dia iray aminโ€™ireo toerana fitrandrahana arintany lehibe indrindra tao Japon. Nisy olona anโ€™arivony nipetraka tao: mpiasa sy ny fianakaviany. Nisy trano fonenana, sekoly, hopitaly, fivarotana ary zavatra maro tao aminโ€™ilay nosy, ka lasa toy ny tanร na kely feno fiainana izy.

Saingy taminโ€™ny taona 1974, nakatona ilay toeram-pitrandrahana arintany ary niala avokoa ny mponina. Tao anatinโ€™ny taona maro dia lasa rava sy mangina ilay toerana, ka izany no nahatonga azy nantsoina hoe โ€œGhost Islandโ€ na Nosy Matoatoa.

Ankehitriny, Hashima Island dia lasa toerana mahaliana mpizaha tany sy mpaka sary manerana izao tontolo izao. Mampahatsiahy antsika izy fa mety hiova tanteraka ny toerana iray: avy aminโ€™ny tanร na be olona ho lasa nosy mangina feno tantara.

๐ŸŒ Ny tantaranโ€™i Hashima Island: porofo iray fa mbola mitahiry tsiambaratelo maro ny tontolontsika.

Nekena Idรฉal

๐Ÿšจโ€ผ๏ธ TOROHEVITRA MANOLOANA IZAO TRANGA IZAOโ€ผ๏ธ๐ŸšจActivรฉo ny appels d'urgence ao amin'ny findainao raha toa ka tsy maintsy iv...
07/07/2026

๐Ÿšจโ€ผ๏ธ TOROHEVITRA MANOLOANA IZAO TRANGA IZAOโ€ผ๏ธ๐Ÿšจ

Activรฉo ny appels d'urgence ao amin'ny findainao raha toa ka tsy maintsy ivoky ny trano mba hanairana ny fianakaviana sy mora i-localisรฉna anao raha sanatria ka tra-doza ๐Ÿšจ
Misy daholo ny finday rehetra, dia ireo ambany ireo ny torolalana :
- Midira ao amin'ny rรฉglage
- Midira ao amin'ny "๐—”๐—ฝ๐—ฝ๐—ฒ๐—น๐˜€ ๐—ฑ'๐˜‚๐—ฟ๐—ด๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ"
- Activรฉna ilay "๐—”๐—ฝ๐—ฝ๐—ฒ๐—น ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฐ ๐Ÿฑ ๐—ฎ๐—ฝ๐—ฝ๐˜‚๐—ถ๐˜€"
- Ampidiro ny contacts an'olona izay akaiky anao indrindra
- Ary dรฉsactivรฉna ilay "๐—ฆ๐—ผ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜๐—ฒ ๐—ฎฬ€ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฏ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€".
- Aza adino ny manisy crรฉdit kely foana ao anaty finday.

Ka raha sendra traha-doza dia izao ny atao sy ny zava miseo :
- Vao iharan-doza, dia kitio in-dimy fotsiny ny bouton latรฉral eo amin'ny finday "๐—œ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ฏ๐—ผ๐˜‚๐˜๐—ผ๐—ป ๐—ฃ๐—ข๐—ช๐—˜๐—ฅ araky ny filazatsika azy"
- Manao appel d'urgence tampoka ilay finday miantso sy mandefa message fa en danger โš ๏ธ ianao amin'ireo contactenao ireo izay nampidirina
- Ary mandefa ny localisation misy anao automatique ilay finday amin'ireo havanao, satria moa ny finday rehetra misy GPS daholo.
Arao page tsika ๐Ÿ‘

Mr Sayda

โ›”๏ธโ›”๏ธTRATRA ILAY MPANGALA-JAZAโ›”๏ธโ›”๏ธILANIVATO๐Œ๐ฉ๐š๐ง๐ ๐š๐ฅ๐š-๐ฃ๐š๐ณ๐š ๐ฏ๐จ๐š๐ฌ๐š๐ฆ๐›๐จ๐ญ๐ซ๐š, ๐ญ๐š๐ณ๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐š ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐š๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐ข๐ฌ๐ฒ. ๐“๐š๐ค๐ข๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ...
04/07/2026

โ›”๏ธโ›”๏ธTRATRA ILAY MPANGALA-JAZAโ›”๏ธโ›”๏ธ

ILANIVATO
๐Œ๐ฉ๐š๐ง๐ ๐š๐ฅ๐š-๐ฃ๐š๐ณ๐š ๐ฏ๐จ๐š๐ฌ๐š๐ฆ๐›๐จ๐ญ๐ซ๐š, ๐ญ๐š๐ณ๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐š ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐š๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐ข๐ฌ๐ฒ. ๐“๐š๐ค๐ข๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ค๐จ๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ก๐š๐ฏ๐จ๐š๐ค๐š

Miandry tohiny vaovao isika
Arao hatrany ny page, kitio fotsin me soratra suivre ao

sary : Fenohasina

โ›”๏ธโ›”๏ธLOGE NOIRE โ›”๏ธMila mitandrina isika manoloana ireo fanjavonana zaza tsy manatsiny , ankizy , tanora ,eto @ firenena @...
02/07/2026

โ›”๏ธโ›”๏ธLOGE NOIRE โ›”๏ธ

Mila mitandrina isika manoloana ireo fanjavonana zaza tsy manatsiny , ankizy , tanora ,eto @ firenena @ zao
Ra ny tenako manokana vao nanokatra ny Facebook dia ombay mitady no mameno actuality .
Izany dia vokatra ny hetraketrak ireo tsy matahotody na ny loge noire . Matsiaro tena fa niha nilatska ny herin izy ireo ka mamerina tsikely2 izany izy

Samia mitadrina , ary miharo ireo zanatsika
Arao page tsika

โ›”โ›”BORY BE ๐ŸšซNy bory be dia karazana lolo (fantomes) manana tantara mapihorikoditra hita any amin' ny faritra adrefan i Ma...
25/06/2026

โ›”โ›”BORY BE ๐Ÿšซ

Ny bory be dia karazana lolo (fantomes) manana tantara mapihorikoditra hita any amin' ny faritra adrefan i Madagasiskara ,
Mila mailo hatrany rehefa mivahiny any an- tan' olona ,ra sendra ity bory be ity enao dia sahirana tanterak ary mety ho very mints ary . Fandina ny mande alina satria @ alina na takariva no tena matetim- piseony ,Ra miharaka olona roa enao dia tsy mahazo misaratsarak na dia oe hivalandrano ary , vao misaraka dia sandohany ilay namanao iray izany oe maka hendrik ilay namanao iz , hentiny any toerana hafa enao , tsy mifanka hita tsony enao sy ilay namanao,Tantarao izay hitanao , fa feno mistery ity Madagascar ity

Arao hantrany page ,kitio ilay soratra suivre aNekena Idรฉal , raha mahaliana anao ny hahita zavatra haotrizao faona
fanehona fotsiny

โ›”๐ŸšซMATY IM-PITOโ›”Misy faritra iray eto Madagasikara manana fady maro ary tena mbola manaja izany fady izan , na fady tany ...
19/06/2026

โ›”๐ŸšซMATY IM-PITOโ›”

Misy faritra iray eto Madagasikara manana fady maro ary tena mbola manaja izany fady izan , na fady tany io na fady eo @ fiarahamonina ,
Ny magaga sy mahavariana @ amn'izy ireo dia ilay fomba oe rehefa misy maty dia tsy misy malahelo na ny olona akaiky azy na ny fianakaviana .
Amizareo mantsy dia lalana tsy maintsy lalovana eto ambony ny tany fotsiny ny fafatesana ary matetim pitranga @ ny olona iray , satria maty im-pito ny olona iray vao tena maty any faritra zareo , ary ilay fahafatesana faha 7 iny vao tena maty .Mandritra ireo fahafatesana mifanesy ireo dia mifindra2 toerana hantrany ilay olona maty , ary ny mahatalanjona dia mody variana izy ra sendra tafahaona amin ireo olona fatany na nafatatra azy t@ fahavelomany tany amin ilay toerana nihainany talo

Arao ny paNekena Idรฉal ra teha hahita tantara mahaliana fwona enao , kitio le soratra suivre ao page ao
fanehoana

โ›”IZA NO EFA NAITA TRANGA HAFAHAFA  TEO AMITY TOERANA ITY , ENY ANKADIKELY ENY MISY AzY  Tantarao ao coms izay itanareo T...
09/06/2026

โ›”IZA NO EFA NAITA TRANGA HAFAHAFA TEO AMITY TOERANA ITY , ENY ANKADIKELY ENY MISY AzY
Tantarao ao coms izay itanareo
Tsindrio le soratra suivre ao page Nekena Idรฉal ao

,๐Ÿ˜ขMakahery ireo izay tsy manana Reny hitsony nohon'ny hetraketrakin ny fafatesana , Nisafidy tsy hanao publication fiara...
31/05/2026

,๐Ÿ˜ขMakahery ireo izay tsy manana Reny hitsony nohon'ny hetraketrakin ny fafatesana ,
Nisafidy tsy hanao publication fiarabana ny reniko aho androana mba ho fananjako sy fiarahana miory @ mireo efa kaboty Reny,๐Ÿ˜ฅ๐Ÿ˜ข
Courage fona fa fomban' ny life less zany,๐Ÿ‘Š๐Ÿ’ช

Address

Mahitsy
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nekena Idรฉal posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share