Tiah Art and Lifestyle

Tiah Art and Lifestyle Tiah art | Art et mode| Art et décoration

Anzekakonaooooo🥰Salama daholo,, ato indray aloha makamaka inspiration kely🤗🍂Inona intsony no andrasanareo tsy hanaovana ...
15/11/2024

Anzekakonaooooo🥰

Salama daholo,, ato indray aloha makamaka inspiration kely🤗

🍂Inona intsony no andrasanareo tsy hanaovana personnalisation meuble ato aminay?
Mahazo an'izao ny zaza tonga dia😍
Aterinareo aty amin'ny atelier ary izahay daholo no miantoka ny fitaovana rehetra.

🍂Personnalisation meuble à partir de 50.000Ariary

Toerana:Anosy avaratra
☎️0383573558

Crédit photo : Pinterest

Aujourd'hui, c'est la Journée des artistes, un jour pour célébrer tous ceux qui mettent de la couleur et de l'émotion da...
25/10/2024

Aujourd'hui, c'est la Journée des artistes, un jour pour célébrer tous ceux qui mettent de la couleur et de l'émotion dans nos vies à travers leurs créations

Happy International Artists Day🎨🥁🎤🎩🎹🎥🪗

Des meubles personnalisés ?🪑🎨Ato indray aloha makamaka inspiration kely amin'izay motif mety aminareo🤗Afaka manatanterak...
16/10/2024

Des meubles personnalisés ?🪑🎨
Ato indray aloha makamaka inspiration kely amin'izay motif mety aminareo🤗
Afaka manatanteraka izay sary tianareo rehetra atao amin'ny fanaka izahay fa tongava ao amin'ny hafatra miafina raha mila fanazavana bebe kokoa ianareo🥰

☎️0383573558☎️

Personnalisation meubles🪑Salama e🥰Raha tiana hazoto mianatra ny papozy dia ny latabatra sy ny seza hiasana no haingoina ...
15/10/2024

Personnalisation meubles🪑
Salama e🥰
Raha tiana hazoto mianatra ny papozy dia ny latabatra sy ny seza hiasana no haingoina tsara 😜
Izahay dia afaka manao personnalisation meuble arak'izay sary tianareo🎨

Dia ahoana ny condition ky?

➡️Ireo fanaka rehetra ho "personnalisena" dia aty amin'ny atelier anay aty Anosy avaratra no aterinareo dia aty izahay no manao anazy🤗
➡️Tsy maintsy manome acompte 50% rehefa manatitra an'ilay izy aty aminay ianareo dia ny ambiny rehefa vita mihintsy ny asa vao aloha.

Dia tsy lafo be ve ky?
➡️Tena natao mirary dia mirary ka🥰manomboka amin'ny 40.000 Ariary monja dia efa voahaingo manjakely ny fanaka anareo.
Raha fanaka 2 no mihoatra dia mahazo fihenam-bidy ihany koa😉

Mankasitraka anareo nanome fitokisana anay dia misaotra betsaka tamin'ny retour photo🥰
Mirary tontolo andro finaritra tompoko ❤️

☎️0383573558☎️

🌼Hello October 🍂Hitondra fifaliana, fahombiazana ary fahasoavana ho anareo hatrany anie ity volana oktobra ity🥰
01/10/2024

🌼Hello October 🍂

Hitondra fifaliana, fahombiazana ary fahasoavana ho anareo hatrany anie ity volana oktobra ity🥰

Instant déco by Tiah Art🪑Coucou 🥰🥰Ho atao inona ary ireto seza ireto raha hainareo?😁Izay voalohany mahavaly an'izay andr...
01/10/2024

Instant déco by Tiah Art🪑
Coucou 🥰🥰
Ho atao inona ary ireto seza ireto raha hainareo?😁
Izay voalohany mahavaly an'izay androany mahazo chocolat🍫 avy aty aminay😜

Faly miarahaba antsika rehetra indray amin'izao harivariva izao. Hanome hevitra kely antsika indray ho an'ny efitrano fa...
27/08/2024

Faly miarahaba antsika rehetra indray amin'izao harivariva izao.

Hanome hevitra kely antsika indray ho an'ny efitrano fatoriana na mbola nofinofy koa aza tsy maninona mihitsy fa nofy ihany no tanteraka.

Lamaody be mihitsy amin'izao ny efitrano somary mainty sa ve hoe aoka ihany?😊.
Raha ianao de ilay somary maizina maintimainty no tinao sa ilay fotsy botsika?

Sady manasa atsika anao 👍 ny pejy fa maro be ny zavatra mahasoa hifampizarantsika eo @ sehatry ny haingo na trano izany na ny vatana.

Another painting done✅🖌️Mody ataontsika hoe varavarana  io dia ny paysage mahafinaritra be ao ivelany ao😜Tafandria mandr...
11/08/2024

Another painting done✅🖌️

Mody ataontsika hoe varavarana io dia ny paysage mahafinaritra be ao ivelany ao😜

Tafandria mandry daholo 🌌





Fresque murale avion✈️Restaurant iray vao hisokatra teny Ivato teny indray no nanaovana ny sary,🖌️Mankasitraka anareo ha...
01/08/2024

Fresque murale avion✈️

Restaurant iray vao hisokatra teny Ivato teny indray no nanaovana ny sary,🖌️
Mankasitraka anareo hatrany niantso sy nanome fitokisana anay❤️




FRESQUE MONSTERA🌿🌿🌿Iza daholo ilay mpankafy an'ity karazana voninkazo ity?🌿Anisany voninkazo tena mora karakaraina ny "M...
30/07/2024

FRESQUE MONSTERA🌿🌿

🌿Iza daholo ilay mpankafy an'ity karazana voninkazo ity?

🌿Anisany voninkazo tena mora karakaraina ny "Monstera" satria na indray mandeha isan-kerinandro ihany ary izy no mitondraka dia efa mety sady azo atao any antrano tsara noho izy tsy dia voatery mila mahazo masoandro na hazavana vao maniry.

🌿Raha ianao ilay mpankafy an'ity voninkazo ity dia aza mijanona ho mpankafy fotsiny fa ndao ho fenoina sariny ny tanàna😆

🌿Manomboka amin'ny 60.000Ariary dia efa mihaingo tsara kely ny tanàna miaraka aminay.

🌿Aza adino fa efa mandray commande tableau ihany koa izahay ary afaka manatanteraka an'io motif Monstera tena ankafizinareo io izay manomboka amin'ny 10.000Ariary ary arak'izay habeany tadiavinareo😉

Tafandria mandry daholo🌌

☎️0383673558☎️

Crédit photo: Pinterest




Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 07:00 - 21:00
Wednesday 07:00 - 21:00
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00
Sunday 08:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiah Art and Lifestyle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share