2F Rec Label Chris Music

2F Rec Label Chris Music 🎷🎺🪊🎧 2F Rec Label Chris Music🎧🎷🎺🪈
🎤 Production musicale | Enregistrement | Artistes
🇲🇬Madagascar

Io aza ny valin'ny lalaotsika😉
27/07/2026

Io aza ny valin'ny lalaotsika😉

❌❌❌Kilalao hoan'ny artiste..Aza tara🔥✊🥁🪈 😊😉!!! Mila manaraka ireto conditions ireto :🎷Mila Abonné ato amin'ny page (Suiv...
25/07/2026

❌❌❌Kilalao hoan'ny artiste..Aza tara🔥✊🥁🪈 😊😉!!! Mila manaraka ireto conditions ireto :
🎷Mila Abonné ato amin'ny page (Suivi)😍
🎷 Réaction 😍
🎷 Partage 😍 Groupes (03)
🎷Mamaly ny fanontaniana ( ary izay be réaction indrindra ilay valiny marina no mahazo ny LOKA🔥✊✊)

Manaraka ny condition zay vao mety annh.
🥁🪇🪈LOKA: PRISE DE SON GRATUIT 1H ( Olona roa no sarihina).
Hatramin'ny Alatsinainy amin'ny 8h00 ny faran'ny lalao🥁✊🔥🎷😍

25/07/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans Kalo Randriamalala, Fetra Niaina, Hermann Kevin, ʬɸʬ Tendry ʬɸʬ, Elie Brayan Rkt, Elysée Randrianarisoa, Avotra Jtn, Naldo NK, Annais Fifaliana

13/07/2026

Cover Foiko Manontolo (Bessa)😍 ....
Mba hindramiko kely aloha izy ity entiko amin'ny maha Ra Chris ahy 😉.
Betsaka ilay manontany sangan'asa hoe manao gadona rehetra ve ny 2F Rec Label Chris Music ? Valiny eny Tompoko....(Talenta voajanahary tsy mampiasa )
Misokatra hoan'ny mpanakanto rehetra izahay.
Manana ny maha izy azy eo amin'ny sehatry mozika daholo ny ato ka aza misalasala mandefa : na :0383222045 na miantso :0383222045

10/07/2026

Eeeeh!!! 👋Mitovy ve izany hoe TSARA FEO sy MAHAY MIHIRA izany? 🎤... Dia hazavaiko kely ary😊👊🎤🙏

🎬 CLIP VAOVAO HO AVY!❤️ TENDRY – "You Are My Life" ❤️Misy zavatra lehibe ho avy! 🔥Efa eo am-panamboarana ny clip officie...
05/07/2026

🎬 CLIP VAOVAO HO AVY!
❤️ TENDRY – "You Are My Life" ❤️
Misy zavatra lehibe ho avy! 🔥
Efa eo am-panamboarana ny clip officiel ary hivoaka tsy ho ela.
Raha tia mozika Malagasy ianao dia aza hadino ny: ✅ Araho ny pejinay. ✅ Ataovy "J'aime" sy "Partager". ✅ Alefaso amin'ny namanao mba tsy ho diso ny famoahana ofisialy.
🎥 Clip officiel : HO AVY TSY HO ELA!
💬 Manorata hoe "Efa miandry izahay!" ao amin'ny commentaire raha efa vonona hijery ny clip.

03/07/2026

🫢🫣🫣🫣😱Aty ny maso sy ny sofina aloha😉😂. Koukousy maivana aloha😂🤣 sady hialana voly kely ry anne a 😉🤣.. 🎬🎬👉👉 Efa hoavy indray zao ny Clip manaraka ato amin'ny hiarahana amin'ny 👉👉👉Tendry 👈👈👈. Afaka manamboatra instrumental anao izahay...
Fa abonnéo aloha ny page👇👇👇👇

Address

Mahatony Soavimasoandro
Antananarivo

Telephone

+261347297077

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 2F Rec Label Chris Music posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share