STK METM

STK METM Fampivelarana ny fifandraisana amin'ny hafa sy amin'ny Samy STK

Fiadanana e. Efa vita ny tee shirt STK ho fanohanana ny zaikabe any Fianarantsoa. Manasa anao anjifa izany 10000ar monja...
18/07/2024

Fiadanana e. Efa vita ny tee shirt STK ho fanohanana ny zaikabe any Fianarantsoa.

Manasa anao anjifa izany 10000ar monja. Na ts STK aza dia afaka mividy.

23/01/2023

Fiadanana faly miarahaba antsika STK manerana ny nosy nahatratra ny taona 2023

" TANORA KRISTIANA MANANGANA NY HAFA "

👉 Hisy ny fitsidiham-paritra ataon'ny Foibe STK amin'ity taona ity

👉 Ny 11 febroary dia hisy ny fambolenk'hazo ataon'ny METM eto tana ka isika no manao ka isika STK no manao ny fanentanana koa raha misy vonona handray anjara dia afaka mandefa mp na hira na dihy mirindra

Mijoroa ho fanasina sy fahazavana

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK METM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category